• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Vaovao farany

  • Vaovao farany

FFPM / Famindrana andraikitra 2018 .

FIOMBONAN’NY FIANGONANA PROTESTANTA ETO MADAGASIKARA Nanatanteraka fifamindrana andraikitra Manao antso avo mamporisika ny amin’ny fandriampahalemana sy amin’ny ady amin’ny kolikoly…

Vaovao farany, Vondrom-piangonana anatiny

AFIFAB / Pylône RADIO FAHAZAVANA

Fanamboarana ny pylône  ho fanatsarana ny fampitana ny feo Isaorantsika ny Tompo fa mizotra soa aman-tsara ny asa fanamboarana ny…

Fifandraisana, Vaovao farany

AFIFAB / 20T RADIO FAHAZAVANA

« Mitsangàna , mihazavà fa tonga ny fahazavanao »  (Isa 60.1a) FANASANA  Asaina am-pitiavana isika vahoakan’ Andriamanitra  ho tonga amin’ny Fanompoampivavahana fankalazana an’…

Fifandraisana, Vaovao farany

AFIFAB / Vato Fehizoron’ny “Pylone”

  Voapetraka ny Vato Fehizoron’ny “Pylone” an’ny Radio Fahazavana                           Ny zoma 15 Desambra 2017 tamin’ny 12 ora sy…

Fifandraisana, Vaovao farany

FFKM / Herinandro Fiaraha-Mivavaka 2018.

  « Tompo ô  , malaza  ho mahery  ny tànanao ankavanana » Eks 15.16 DIEM Noho ny fahatongavan’ny Herinandro Fiaraha-Mivavaka  ho amin’ny…

Fiainan'ny fiangonana, Fifandraisana, Vaovao farany, Vondrom-piangonana anatiny

Filazana Manjo

Nodimandry teo amin’ny faha-79 Taonany Ramatoa Bodo RAMAMBASOA Florentine (Mama Bodo ) Ny  Alatsinainy 11 Desambra 2017  maraina .  Holazaina…

arsiva, Fiainan'ny kristiana, Fifandraisana, Tantara sy Arsiva, Vaovao farany

Filazana avy amin’ny Gazety Marturia.

FILAZANA Ilazana ianao mpamaky, fa ny  laharana 873   no  farany amin’ny gazety Marturia Vavolombelona amin’ity taona 2017 ity. Ny Alakamisy…

Fiainan'ny fiangonana, Fifandraisana, Vaovao farany

AFIFAB / Pylône Radio Fahazavana

FANASANA  Fifaliana ho an’ny FOIBE FJKM , ny Sekretera Jeneraly, ny AFIFAB ny manasa  antsika amin’ny Fanompoampivavahana ho fisaorana an’…

Asa, Fiainan'ny kristiana, Fifandraisana, Vaovao farany

FLM / 150 t sy 500 t …

FANASANA faha- 500Taonan’ny Reformasiona sy 150 Taona FLM Fankalazana an’  Andriamanitra noho ny faha- 500 taonan’ny REFORMASIONA sy ny faha-…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany, Vondrom-piangonana anatiny

Ireo Misionera sy ny fanambadiany.

HANAMBADY INGAHY MISIONERA LMS   Ireo Misionera LMS izay nirahina eran-tany, dia nandalo avokoa izany lalan’ny fanambadiana izany. Nanana izay…

Tahiry, Tantara sy Arsiva, Vaovao farany, Vondrom-piangonana ivelany
  • 1
  • …
  • 24
  • 25
  • 26
  • 27
  • 28
  • …
  • 30
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Foibe FJKM : Hiatrika ny taom-piasana 2026
    Talata, faha 06 Janoary 2026
  • Synodamparitany Vato Fehizoro Ampitandranomasina (37)
    Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Alahady, faha 12 Oktobra 2025
  • FANDAHARANA IOMBONANA SAFIF FJKM
    Alarobia, faha 01 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Asabotsy, faha 27 Septambra 2025
  • TOLOTRASA SEKRETERA JENERALY FJKM
    Alahady, faha 14 Septambra 2025
  • Filohan’ny FJKM faha-VI : ANDRIAMAMPIANINA Zaka Hary Masy, Mpitandrina
    Alarobia, faha 20 Aogositra 2025
  • HAFATRA NOHO NY FAHA 57 TAONAN’NY FJKM
    Alatsinainy, faha 18 Aogositra 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.