Vaovao Farany
SP 12 / FJKM ANONIMASINA ZIONA Ambatolampikely
Synodamparitany Antananarivo Atsinanana “…ambonin’ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako .” (MAT 16.18) “Isaorana anie Andriamanitra noho ny fanomezany…
SAF / Lafiny ara-pahasalamana
Aretina mila fitsaboana manokana Mila fijerena manokana ny fitsaboana ny aretina Diabeta, fiakaran’ny tosi-drà, ary ny aretin’ny voa izay…
Fahaiza-mitantana / Fanajana ora.
NATERAKY NY REFORMA NY FANAJANA ORA. Ho antsika ankehitriny izay efa miaina amin’ny ora sy minitra, dia tsy ho…
Vavaka sy fanokafana ny Taom-piasana 2017 .
FIANTSOANA SY FANASANA. “Ny Foibe FJKM dia faly manasa antsika am-pitiavana amin’ny fanompoam-pivavahana hitondrana am-bavaka ny Filohan’ny FJKM sy ny…
SP Afovoany Atsinanana Vaovao /FJKM VAVATENINA.
FANITARANA NY TRANON’ANDRIAMANITRA . Vokatry ny fitoriana ny Filazantsara ataon’ny Fiangonana dia mitombo isa ireo mpivavaka. Maro ireo…
SP Toliara Fihavaozana / Fiangonana Beroroha
Isaorantsika Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny fitokanana ny Trano fiangonana FJKM FAHAZAVANA FANJAKANA Beroroha, SP Toliara Fihavaozana ny Alahady…
AFF / Ny Tetikasa DIDOMI .
Fantatrao ve izany tetikasa izany ? Tetikasa mijoro eo anivon’ny Sampanasa AFF FOIBE FJKM ny DIDOMI. Endrika maro no tsy…
Fandalinam-pinoana/ Ny « Homosexualité ».
AVY AIZA NY HOMOSEXUALITE ? Ny Synoda Lehibe FJKM tany Manakara (2012) dia nanapa-kevitra fa, zavatra tsy eken’ny Fiangonana FJKM…
TSIANJERY KRISMASY
VAVAKA Tompo ô Amin’izao Noely izao Tongava Ianao hanavao Ny fiaimpiainan’ny tsirairay Indrindra ny eto aminay Omeo Noely soa sahaza…