FAMBOLENKAZO 2017
FILAZANA Ny FOIBE FJKM dia manao antso amintsika Fitandremana sy ny isam-batan`olona mba handeha hiaraka hamboly hazo, araka izao :…
FILAZANA Ny FOIBE FJKM dia manao antso amintsika Fitandremana sy ny isam-batan`olona mba handeha hiaraka hamboly hazo, araka izao :…
FANAMBARANA TOLO-BIDY. N° 001/2016 COCEJU 50-FJKM. —————– FANORENANA NY TSANGAMBATON’NY JOBILY FAHA 50 TAONAN’NY FJKM SY NY FAHA 200…
SYNODAMPARITANY BEMARAHA (21). VOLANA DATY ASA TOERANA JANOARY 15 AlahadyFiloha FJKM Fanokafanataom-piasana Coliseum Antananarivo (Manao rakitra mialoha ny…
Fanompoampivavahana lehibe COLISEUM Antsonjombe Alahady 15 Janoary 2017 « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » (2 Tim 1.8a) Tanteraka soamatsara…
Synodamparitany Antananarivo Atsinanana “…ambonin’ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako .” (MAT 16.18) “Isaorana anie Andriamanitra noho ny fanomezany…
Aretina mila fitsaboana manokana Mila fijerena manokana ny fitsaboana ny aretina Diabeta, fiakaran’ny tosi-drà, ary ny aretin’ny voa izay…
NATERAKY NY REFORMA NY FANAJANA ORA. Ho antsika ankehitriny izay efa miaina amin’ny ora sy minitra, dia tsy ho…
FIANTSOANA SY FANASANA. “Ny Foibe FJKM dia faly manasa antsika am-pitiavana amin’ny fanompoam-pivavahana hitondrana am-bavaka ny Filohan’ny FJKM sy ny…
FANITARANA NY TRANON’ANDRIAMANITRA . Vokatry ny fitoriana ny Filazantsara ataon’ny Fiangonana dia mitombo isa ireo mpivavaka. Maro ireo…