Vaovao Farany
Alahadin’ny SFL 2023
SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA HAFATRA SFL ALAHADY 16 JOLAY 2023 Ry Laika Malalan’i Jesoa,Ho aminareo mandrakariva anie ny Fahasoavana sy ny…
Hevero ny fifidianan’ny Tompo
PERIKOPA HAZAVAINA /JOLAY 2023 Ny Perikopa amin’ireo Alahady roa farany amin’ity volana JOLAY 2023 ity no hanolorana tari-dàlana eto ka…
Fiainam-bavaka
FOTOANA IHAONANA AMIN’ANDRIAMANITRA ISAN’ANDRO Nanana toetra nitovizany ny olon’Andriamanitra nalaza tamin’ny fotoan’andron’ny Baiboly: olom-bavaka izy ireo. Nanao fotoana raikitra nihaonana…
Fanofanana ireo mpitondra FJKM
Mitombo amin’ny fahalalana … Dingana iray lehibe tokoa ny vitan’ny FJKM, tamin’izao taom-piasana izao. Tsy inona izanyfa, ny fanomezana fiofanana…
Kaonferansa
Faha 154 taona…
Daty hotadidiana
FIHAONAMBEN’NY DIAKONA SY LOHOLONA :Daty : 15 – 18 Aogositra 2023TOERANASYNODAMPARITANY MIOFANANosy-Be /SP 9, 16, 18, 26, 30Toamasina /SP 02,…
Alahadin’ny STK 2023
Fandaharana iombonana
Jobily /Rakotonjanahary Vololoniana
Tontosa ny tsidi-bohitra faharoa Notanterahina ny Sabotsy 01 jolay 2023 lasa teo ny Diabe na ny tsidi-bohitra faharoa izaynanamarihana ny jobily fisotroan-drononon’i…