SFL / Alim-piambenana
Jolay-Desambra 2019
Jolay-Desambra 2019
Alahady Sampana Fivondronana Laika FJKM Alahady 21 Jolay 2019 MANATRIKA NY MINO NY TOMPO -Fiarahabana Apostolika Hira Faneva 200 taona…
Fampahafantarana sy fiantsoana
Synodamparitany Iarivo Avaradrano (19) Fahafolo taona niaraha-niasa tamin’ny P. S mianakavy Fotoan-dehibe roa sosona no natao tamin’ny Sabotsy 26 Mey…
Ny Hafatr’Andriamanitra Fanapahan-kevitra lehibe eo amin’ny fiainanao Ny Toriteny nentin’ny Filohan’ny FJKM, ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, teny amin’ny Kianjaben’i Mahamasina…
NANATANTERAKA NY FIVORIAM-BE VOALOHANY Notanterahina tao Mahajanga ny fivoriam-be I ny Synodamparitany Boina Vaovao ny 17-18-19 May 2019 izay notanterahina…
II Kor 13 : 5 – 14 5Diniho ny tenanareo, ka izahao toetra raha velona amin’ny finoana tokoa ianareo na…
FANASANA « Fa ny fitiavan’i Kristy no manery anay… Koa dia iraka solon’i Kristy izahay , toa an’ Andriamanitra mampangataka anay…
« Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena . Fahalalana tsara no ananan’izay rehetra mankato izany . Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy »…
Manamarika ny faha-35 taonany Mankalaza an’Andriamanitra noho faha-35 taona niorenany ny foibe Arsiva sy tranombakoka FJKM etsy Faravohitra. Ny Alarobia…