• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Soratana ho soratra ny FJKM

  • Soratana ho soratra ny FJKM

FDL sy FTPK/ SL

Ny Vokatra ateraky ny fivorian’ny Synoda Lehibe. Noho ny fahamehana ara-pahasalamana dia tsy azo notanterahina ny fivorian’ny Synoda Lehibe. Miandrandra…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

50th FJKM/2 infrastructures

CHAPEL DEDICATION AND HANDING OVER OF KEYS TWO OF THE INFRASTRUCTURES FOR THE 50th ANNIVERSARY OF THE FJKM A service…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany, Vondrom-piangonana ivelany

FJKM 52 T/ tatitra

TATITRY NY FANKALAZANA AN’ANDRIAMANITRA  NOHO NY FAHA-52 TAONA  FJKM «Ko aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika … » 2 Tim 1.8a…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Tahiry, Tantara sy Arsiva, Vaovao farany

CHURCH OF JESUS CHRIST IN MADAGASCAR (FJKM)

Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara, FJKM Church Family : United and Uniting churches Based in : Madagascar Present in : Membership : 3,500,000 Pastors :…

Soratana ho soratra ny FJKM, Tahiry, Tantara sy Arsiva, Vaovao farany, Vondrom-piangonana ivelany

Ny Fanambadiana

Fitsipika fototra sy fitsipika anatiny Lafiny maro no azo anehoana ny fanambadiana mba hahazoana manatsara ny fiainan-tokantrano satria ny anambadiana,…

Fiainan'ny kristiana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Trano Fiangonana FJKM.

Ny Fanorenana trano Fiangonana             Iray amin’ireo teny fandrisika iainan’ny FJKM efa ho taona maromaro izao ny hoe: “Vontosy Filazantsara…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Ny Synoda Lehibe

Tsara ho fantatra mahakasika ny Synoda lehibe             Amin’ny taona 2020, ny volana Aogositra, 12 ka hatramin’ny faha 19 no…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Fotodalàna syFitsipika

Ny fifidianana tomponandraikitra Ity taona 2019 ity no fotoam-panavaozana ireo tomponandraikitra rehetra eo anivon’ny Fitandremana sy ny Synodamparitany ary ny…

arsiva, Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Fanomanana sy Fiofanana

Ao amin’ny Fiangonana :   Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara dia manana ny voambolana fampiasany andavanandro ka ahafantarana avy hatrany…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Foto-dalàna sy Fitsipika

Ny famindran-draharaha sy famindram-pahefana Telo volana sisa no ananan’ny isa-pitandremana hamaranana ny fifidianana ireo tomponandraikitra ao aminy araka ny tetiandro…

Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • EZAKA TOLO-TANANA
    Alatsinainy, faha 23 Febroary 2026
  • Fanamarihana ny ANDRON’NY VEHIVAVY 2026
    Talata, faha 17 Febroary 2026
  • FANDAMINANA AMIN’NY EZAKA TOLOTANANA
    Zoma, faha 13 Febroary 2026
  • FANOMPOAM-PIVAVAHANA : 18 Janoary 2026
    Alatsinainy, faha 02 Febroary 2026
  • Fanokafana ny Fambolen-Kazo FJKM – Taona 2026
    Alahady, faha 01 Febroary 2026
  • Foibe FJKM : Hiatrika ny taom-piasana 2026
    Talata, faha 06 Janoary 2026
  • Synodamparitany Vato Fehizoro Ampitandranomasina (37)
    Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Alahady, faha 12 Oktobra 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.