ny fahasoavan’Andriamanitra

Sal 124 / Hira 164:1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 480:1

Ny fahasoavan'Andriamanitra 1-Nanendry an'i Paoly hitory ny haren'i Kristy Manoloana ny nifidianan'i Jesoa an'i Paoly ho Apostoly mpitory ny filazantsaran'ny…

Ny làlana itondran’Andriamanitra ny olony

Sal 145.1-5 / Hira 165;1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 627:1-2

Sal145.1-5/Hira165;1-2/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira627:1- Eksodosy 15.22-26 Ny làlana itondran'Andriamanitra ny olony 1-Izay hahafahany maneho ny famonjeny Ny lalana rehetra izay nizoran'ny zanak'Israely nivoaka…

Ny fahefan’i Jesoa

Sal 33.1-5 / Hira 3:1-3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 347

Ny fahefan'i Jesoa 1-Mahasarika olona maro Hatramin'ny fahazazany i Jesoa no efa nahatalanjona ny olona sy ny mpampianatra maro, rehefa…

Ny asan’ny Fanahy Masina

Sal 100 / Hira 194 1,2 / Vavaka / Mofonaina/  Vavaka / Hira 335

Ny asan'ny Fanahy Masina 1-Mampanaiky ny olona hino an'i Jesoa ho Tompo Ambaran'i Paoly eto fa fony mbola mpanompo sampy…

Andriamanitra mihevitra ny olony

Sal 149.1-4 / Hira 241:1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 334

Andriamanitra mihevitra ny olony. 1-Mahafantatra ny tsy ampy eo amin'ny olony Nahafinaritra tokoa ny fandraisam-bahiny nataon'i Abrahama tamin'ireo anjely telo…

Ny fahefan’i Jesoa

Sal 99.1-6 / Hira 167:1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 336

Ny fahefan'i Jesoa 1-Manasitrana amin'ny fomba miavaka Ity demoniaka nentina teo amin' Jesoa ity dia sady moana no marenina. Ireo…

Ny hery sy fahefan ‘Andriamanitra

Sal 95.1-5 / Hira 171:1 / Vavaka / Mofonaina/ Vavaka / Hira 338

Ny hery sy fahefan'Andriamanitra 1-Mahary ny zavatra rehetra Manolona ny fiheveran'ny zanak'Isarely fa nafoin' Andriamanitra izy ireo dia ampahatsiahiviny fa…

Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo

Sal 149. 1-4 / HF 13 / Vavaka / Mofonaina/ Vavaka / HF 5

Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo 1- Manome fahefana ho an'ny mpanompony Izy Fahagagana lehibe no vitan'i Petera tamin'ny nananganany…

Ny fanasitranan’i Jesoa

Sal. 146.1-10 / HF 7 / Vavaka / Mofonaina : Jao. 9, 1-7/ Vavaka / Hira 310.1.2

  Ny fanasitranan'i Jesoa 1- Fanehoana ny asan'Andriamanitra Ahitsin'i Jesoa ny fiheverana fa vokatry ny fahotana no mahatonga ny olona…

Ny famonjena’Andriamanitra antsika

Sal 98.1-3 / Hira 194 / Vavaka / Mofonaina : Rom. 8, 1 -8 / Vavaka / Hira 489.1,4

Ny famonjen'Andriamanitra antsika 1- Amin'ny alalan'ny firaisana amin'i Krisy Jesoa. "Ary amin'izany dia tsy misy fanamelohana ho an'izay ao amin'i…