• "Miorena tsara, aza miova." I Kor. 15, 58
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Sampana & Sampan’asa
    • Sampana
    • Sampan’asa
    • Asa
  • Synodamparitany
    • Adiresy Samihafa
    • Vaovao Farany
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa

Fiainan’ny fiangonana

  • Fiainan’ny fiangonana

FIFA/Fanofanana

Fiantsoana

Fiainan'ny fiangonana, Fifandraisana

FJKM Andrainarivo Fahasoavana

Notokanana ny tsangambaton’ny faha-150 taona  Nakotrokotroka ny famaranana ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-150 taonan’ny  FJKM Andrainarivo Fahasoavana ,ny Sabotsy…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Sekoly FJKM /200Taona

IVON’NY FANKALAZANA faha-200 TAO Hotanterahina any amin’ny SP MATSIATRASOA Fianarantsoa ny ivon’ny Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny faha-200 Taonan’ny SEKOLY…

Fiainan'ny fiangonana, Fifandraisana, Vaovao farany

Fanofanana Birao sampana

Tontosa tao amin’ny FJKM Mahalavolona, ny Sabotsy 21 Septambra 2019, ny fampiofanana notanterahin’ny Birao Synodamparitany Antananarivo Atsimo (SPAA11), izay tarihin’ny…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Perikopa Okt 2019

Fintina Ny volana Oktobra 2019 no hiarahan’ny Fiangonana miaina ny lohahevitra hoe: “Maniria ny haminany”. Ny mpandalina ny Soratra Masina…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Ambohimanala Filadelfia

FJKM AMBOHIMANALA FILADELFIA NAHATANTERAKA FETY ROA SOSONA Fanokanana ho Mpitandrina an’i Ramatoa RAKOTOBE Onitiana Patty Angelina Tontosa ny Alakamisy 19…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Fiadanana maritiora /150T

FJKM Fiadanana Maritiora 1869 – 2019 (SPAA11) Notanterahina ny Sabotsy 14 sy ny Alahady 15 Septambra 2019, tao amin’ny FJKM…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Revive faith in the peace process

NAIROBI, KENYA – SEPTEMBER 12, 2019 Revive faith in the peace process: One year on from peace deal, African religious…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany, Vondrom-piangonana ivelany

Ranimer la confiance dans le processus de paix

NAIROBI, KENYA – Le 12 SEPTEMBRE 2019 – Ranimer la confiance dans le processus de paix: un an après l’accord…

Fiainan'ny fiangonana, Fifandraisana, Vaovao farany, Vondrom-piangonana ivelany

SP 11/ FJKM Ambohipotsy

FJKM TRANOVATO RASALAMA MARITIORA AMBOHIPOTSY Nifanaiky tamin’ny Mpitandrina mianakavy fa hiara-dàlana « Miray fo hiara-miezaka hampandroso ny finoana ny filazantsara » (Filip…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • …
  • 29
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Alahady, faha 12 Oktobra 2025
  • FANDAHARANA IOMBONANA SAFIF FJKM
    Alarobia, faha 01 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Asabotsy, faha 27 Septambra 2025
  • TOLOTRASA SEKRETERA JENERALY FJKM
    Alahady, faha 14 Septambra 2025
  • Filohan’ny FJKM faha-VI : ANDRIAMAMPIANINA Zaka Hary Masy, Mpitandrina
    Alarobia, faha 20 Aogositra 2025
  • HAFATRA NOHO NY FAHA 57 TAONAN’NY FJKM
    Alatsinainy, faha 18 Aogositra 2025
  • Ento am-bavaka SYNODA LEHIBE
    Alakamisy, faha 10 Jolay 2025
  • Fiantsoana izay ho Talen’ny SeFaLa Foibe
    Alakamisy, faha 08 Mey 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2025. Tous droits réservés.