Tatitra 50t / Tsangambato
Fitokanana ny trano fivavahana Filadelfia sy fandraisana ny fanalahidin’ny tsangambaton’ny faha-50 taona ? Notanterahina ny Sabotsy 14 Novambra 2020 ny…
Fitokanana ny trano fivavahana Filadelfia sy fandraisana ny fanalahidin’ny tsangambaton’ny faha-50 taona ? Notanterahina ny Sabotsy 14 Novambra 2020 ny…
Hampitomboina ao aminareo, Mpitandrina sy mpianakavin’ny finoana manerana ny sahan’ny FJKM anie ny fahasoavan’ny Tompo Jesoa! Misaotra an’Andriamanitra ao amin’i…
FANDAHARANA IOMBONANA ALAHADY 8 NOVAMBRA 2020 Lohahevitra: “Miandrandra famonjena ny mino” ● Fiarahabana Apostolika. Sal 18 : 2-3. Hira :167.…
MF 08/ SLXVIII Entanina isika vahoaka kristiana FJKM mba samy hitondra amam-bavaka ny Fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe , izay handraisana fanapahan-kevitra…
Mpanazava sy Tily niatrika ny hamehana ara-pahasalamana Anisan’ny lasibatra nandritry ny valanaretina Covid-9 ny sehatry ny fanabeazana. Ankoatra ny fanabeazana…
PERIKOPA FJKM JANOARY MANEHO NY TANA-MAHERINY NY TOMPO ANDRIAMANITRA FEBROARY MAHATOKY NY TENY VAVOLOMBELON’NY TOMPO MARTSA MIVERENA AMIN’NY TOMPO ANDRIAMANITRAO…
MOMBA NY FANADINANA HIDIRANA AMIN’NY TPM Ho tanterahina ny Alarobia 7, Alakamisy 8, Zoma 9 Oktobra 2020 ho avy izao…
Hafatra avy amin’ny Filoha
TATITRY NY FANKALAZANA AN’ANDRIAMANITRA NOHO NY FAHA-52 TAONA FJKM «Ko aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika … » 2 Tim 1.8a…
ZOTRAN’NY FANATANTERAHANA TAFIKA MASINA Fampiasana ny trakitra: Ny ezaka izay ataontsika dia fitoriana ny filazantsara miaraka amin’ny asa sosialy Kendreo…