Ny mpanompo tsára an’i Jesoa Kristy
Sal. 108.1-5 / Hira 549 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 21
Ny mpanompo tsara an'i Jesoa Kristy 1- Manoro hevitra ny rahalahiny Hoy ny voasoratra "... Raha manoro hevitra ny rahalahy…
Sal. 108.1-5 / Hira 549 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 21
Ny mpanompo tsara an'i Jesoa Kristy 1- Manoro hevitra ny rahalahiny Hoy ny voasoratra "... Raha manoro hevitra ny rahalahy…
Sal 42.8-11 / Hira 150 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 462.1
Ny zava-miafin'ny fanjakan'Andriamanitra 1- Nafenina tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina "...Fa efa nafeninao tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina izany...". Ny…
Sal. 118. 1-5 / Hira 241 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 306
Ny herin'ny filazantsara ombam-bavaka 1-Mahatonga ny olona hananana finoana sy fitiavana Misaotra an'Andriamanitra i Paoly fa mamaly vavaka Izy. Ary…
Sal 103. 1-5 / Hira 9 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 461
Ny mpanompo mahatoky an'Andriamanitra 1-Manana fanetren-tena Ny Salamo faha 131 dia milaza fiononam-po sy fiankinana mafy amin'Andriamanitra. Izany no anehoan'ny…
Sal 122. 1-5 / Hira 16 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 530
Ny handraisan'ny olona rehetra ny famonjena 1-Ny fihavanana Nasehon'i Paoly miharihary amin'ireo Kristiana ao Korinto fa mitovy avokoa eo anatrehan'Andriamanitra…
Sal 119. 1-8 / Hira 194 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 02
Ny olona miantso an'Andriamanitra ho Rainy 1-Mitondra tena amin'ny fahatahorana an'Andriamanitra Mitaona ireo Kristiana miantso an Andriamanitra ho rainy noho…
Sal 133 / HF 48 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 5
Ny fifampitondrana tsara 1- Fifananarana am-pitiavana Amin'ny maha zanaka am-panahin'i Paoly an'i Timoty, sady mpiara-miasa taminy, amin'ny maha mbola tanora…
Sal 135.1-5 / Hira 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 34
Ny Andriamanitry ny Israely 1-Mitaiza azy amin'ny fahoriana Manoloana ny fahotan'ny zanak'Israely noho ny fanalavirany an'Andriamanitra dia mamela azy hiaina…
Sal 117.1-2 / Hira 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 383
Ny hevitr'i Zofara hanarenana an'i Joba 1-Miantoraka sy mibebaka amin'Andriamanitra Ireo naman'i Joba telo lahy izay tonga nitsapa alahelo sy…
Sal 147.1-6 / Hira 2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 10
Alatsinainy, faha 08 Desambra 2025 Sal 147.1-6 / Hira 2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 10 Salamo…