Manantenà an’Andriamanitra

Sal 105.1-8 / Hira 3/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 643.1,3

Manantenà an'Andriamanitra! Mitodika manokana ho an'ireo izay efa nandray an'i Jesoa ny mpanoratra. Ireto no lesona ho avy amin'izany: 1-…

Manangana ny efa rava ny Andriamanitsika

Sal 63.1-5 / Hira 267 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 298

Manangana ny efa rava ny Andriamanitsika 1- Manavotra izay matoky Azy Izy...(and.11) Rehefa nizara ho fanjakana roa ny Zanak' Israely:…

Fifaliana lehibe ho an’ny olona rehetra…

Sal 9.1-6 / Hira 79 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 445,1,2

Fifaliana lehibe ho an'ny olona rehetra... Fifaliana lehibe ho an'ny olona rehetra ny fahaterahan'i Jesoa, izay lazain'ny anjely hoe: "Teny…

Ireo asa nataon’Andriamanitra izay tokony hiderana Azy:

Sal 147.1-11/ HF 13 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 64.1,2

Ireo asa nataon'Andriamanitra izay tokony hiderana Azy: Mendrika hoderaina ny Tompontsika noho ireto antony ireto: 1- Mpamonjy sy mpanavotra Izy…

Ny fahasoavan’Andriamanitra

Sal. 40.1-5 / Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF48

Ny fahasoavan'Andriamanitra 1- Famonjena ny olona rehetra (and.11) Ny fahasoavana izay ambara eto dia Jesoa Kristy; izay nahafoy ny ainy…

Mitsinjo izay matahotra Azy ny Tompo

Sal 145.1-4 / Hira 539 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 545.1,3

Mitsinjo izay matahotra Azy ny Tompo. 1- Fiarovana ho antsika Izy' (and.19, 20) Ambaran'ny Soratra Masina amintsika anio fa Andriamanitra…

Lehilahy manantena an’Andriamanitra…

Sal. 122 / Hira 225.1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 332

Lehilahy manantena an'Andriamanitra... Ny amin'i Simeona no ambaran'ny Soratra Masina amintsika: 1- Lehilahy marina sady mpivavaka tsara... Ny hoe: "marina"…

Ny fanantenana an’Andriamanitra.

Sal 143.7-12 / Hira 177 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 482/1,5

Ny fanantenana an'Andriamanitra. Nandaha-teny teo anatrehan'ny mpitsara noho irco fiampangana sy fanaratsiana azy i Paoly, ka ireto no misongadina amin'izany:…

Fitenenana amin’ny fiteny tsy fantatra sy faminaniana

Sal. 73, 1-71 / HF 9 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 823

Ampitahain'i Paoly eto ireto fanomezam-pahasoavana roa ireto : 1. Ny fitenenana amin'ny fiteny tsy fantatra Anisan'ireo fanomezam-pahasoavana izay nomen-danja teo…

Manantenà an’Andriamanitra

Sal 146  / Hira 21 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 268.1,2

Manantenà an'Andriamanitra! Ireto no hafatra ho antsika avy amin'izany ity Salamo ity: 1- Miderà Azy! Miantomboka sy mifarana amin'ny teny…