Hoan’ny rehetra ny fampianaram-pinoana

Asan'ny Apostoly 14. 19-28

Asan'ny Apostoly 14. 19-28

Hoan'ny rehetra ny fampianaram-pinoana 1- Ho an'izay efa miorina tsara: "Nampahery ny fanahin'ny mpianatra ka nananatra azy haharitra amin'ny finoana…"…

Ilay Andriamanitra inoantsika

Romana 8, 31-38

Romana 8, 31-38

Ilay Andriamanitra inoantsika 1- Nanolotra ny Zanany lahy tokana: "...Izay tsy niaro ny Zanany lahy, fa natolony hamonjy antsika rehetra…

Andriamanitra Mpanavotra…

Salamo 116. 1-11

Salamo 116. 1-11

Andriamanitra Mpanavotra... 1- Mpihaino vavaka << Izaho tia an'i Jehovah, satria efa nandre ny feon'ny fifonako Izy >>(and 1). Fijoroana…

Ny Zanaka Nateraky ny Fanahy sy ny Finoana

1Jaona 5.4-5

1Jaona 5.4-5 1- Meteza haterak'Andriamanitra indray Ampiasaina hatrany ny hoe zanak'Andriamanitra kanefa tokony havahana tsara ny hoe zanak' Andriamanitra anarana…

Finoana sy Fanetren-tena Tahaka ny Kapiteny

Matio 8.5-13

Matio 8.5-13

1- Meteza hihevitra ny hafa Indro Kapiteny iray no anton-dresaka eto ary tsy miaramila tsotra akory raha araka ny voatantara,…

Ny vavaka

Jakoba 5. 13-15

Ny vavaka Ny fangirifiriana sy ny fanaintainana ara-tsaina sy ara-batana dia tena manjo ny olombelona rehetra, eny, hatramin'ny Kristiana mihitsy…

Ny fanamarinana ny olona

Asan'ny Apostoly 13. 38-43

Asan'ny Apostoly 13. 38-43

Ny fanamarinana ny olona Efa niteny ny Soratra Masina hoe "tsy misy olona marina na dia iray akory aza" (Rom…

Ny asa fisoronana

Ezekiela 44.15-19

Ezekiela 44.15-19

Ny asa fisoronana 1- Voatokana ireo mpanao fanatitra ho an'ny Tompo. Nalalaka ny fanaovan'ny olona fanatitra tany am-boalohany, tsy voatery…