Katsaho ny fanjakan’ny lanitra
Sal 66.1-4 / Hira 36/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira 354.1,2
Matio 13. 24-30
Katsaho ny fanjakan'ny lanitra 1- Mitandrema amin'ny fahavalo Asehon'ity fanoharana ity fa misy ny fahavalo mety hampivily lálana ny olona…
Sal 66.1-4 / Hira 36/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira 354.1,2
Matio 13. 24-30
Katsaho ny fanjakan'ny lanitra 1- Mitandrema amin'ny fahavalo Asehon'ity fanoharana ity fa misy ny fahavalo mety hampivily lálana ny olona…
Sal 104,1-5/Hira 24.1,3/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira24.4
Matio 23. 16-28
Lehibe ny fiandrianan'Andriamanitra. Miantefa tamin'ireo mpitarika vahoaka Jiosy ny hafatr'i Jesoa, Voakasika manokana amin'izany ny Fariseo sy mpanora-dalana. Ireto manaraka…
Sal 67.1-4 / Hira 167 Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 310.1-3
Romana 1. 18-25
Ny fahatezeran'Andriamanitra Inona no antony mahatonga ny fahatezeran'Andriamanitra? 1- Mba hanehoany ny fahamarinany sy ny fahamasinany Ray be fitiavana sy…
Sal 128 / Hira 21 / Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ Hira 20/4,5
Efesiana 4.1-8
Kristiana mandeha miendrika ny fiantsoana 1- Mazoto mitana ny firaisana (and.3) Ny Kristiana tsirairay dia isan'ny momba ny tenan'i Kristy.…
Sal 89. 1,2/ Hira 7/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 501.1.4
Hebreo 8.1-6
Jesoa Kristy no Mpisoronabe ho antsika 1- Mipetraka any amin'ny Avo Indrindra Izy. Ara-tantara, teo amin'ny Jiosy dia ny mpisoronabe…
Sal 99.1-5/ Hira 6/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 461.1,2
LEHIBE NY FIANDRIANAN'ANDRIAMANITRA Ny antikristy. 1- Inona moa izany? Ny hevitry ny teny hoe antikristy dia "mpanohitra an'i Kristy", na…
LEHIBE NY FIANDRIANAN'ANDRIAMANITRA
Marka 1.9-13
Nanaiky hatao batisa i Jesoa. Zava-dehibe ho an'ny finoantsika ny mahafantatra ny antony naneken'i Jesoa hatao batisa. Nanaiky hatao batisa…
LEHIBE NY FIANDRIANAN'ANDRIAMANITRA
Salamo 145.1-7
Lehibe ny fiandrianan' Andriamanitra 1- Izy no Mpanjaka. Mametraka an'Andriamanitra ho Mpanjakany ny mpanao Salamo. Fantany fa Izy no mpitondra…
LEHIBE NY FIANDRIANAN'ANDRIAMANITRA
Deoteronomia 11. 8-12
Ny fitahian'Andriamanitra 1. Raisina amin'ny alalan'ny fitandremana ny didiny Fepetra voalohany hitondra fitahiana ho an'ny Zanak'Israely ny hitandremany ny lalàny,…
Hebreo 1.5-14
Hebreo 1.5-14
Jesoa Kristy, ambony noho ny anjely. 1- Zanak'Andriamanitra Izy Miverimberina matetika eto ny fampitahana an'i Jesoa Kristy amin'ny anjely. Ninian'ny…