Ny Fitoriana ny Filazantsara
Sal. 107. 1-3 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 310
Jaona 11. 47-53 Ny fitoriana ny Filazantsara 1- Natao ho an’ny olona rehetra « …Fa satria mpisoronabe tamin’izany taona izany…
Sal. 107. 1-3 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 310
Jaona 11. 47-53 Ny fitoriana ny Filazantsara 1- Natao ho an’ny olona rehetra « …Fa satria mpisoronabe tamin’izany taona izany…
Sal. 34. 1-3/Hira. 1, 2/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ HF 24
ITesaloniana 2. 13-20 Ny mpitory filazantsara 1- Mety hiatrika fanenjehana (and. 15) Ny Jiosy, vahoaka nofidin’ Andriamanitra dia tsy te-hihaino…
Sal. 67. 3. 4 / Hira 39. 1, 5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 29
Isaia 66. 18-24 Andriamanitra mitsara ny olona 1- Maniraka mpitory filazantsara «… Ary hitory ny voninahitro any amin’ny jentilisa izy.…
Sal. 149. 1-4 / Hira 167 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 354
2 Korintiana 5. 16-21 Ny irak’i Jesoa Kristy 1- Mampiahavana ny olona amin’Andriamanitra «… Mihavana amin’Andriamanitra anie ianareo. » (And.…
Sal. 47. 1-4 / Hira 171 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 2
Rota 1. 11-17 Ny olona misafidy hanompo an’i Jehovah 1- Manaraka ny olona manompo Azy «Fa hoy Rota: Aza manery…
Sal. 145. 1-7 / Hira 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 16
1Korintiana 9,19-23 Ny olon’afaka 1- Manompo ny olona rehetra « …Fa na dia afaka amin’ny olona rehetra aza aho, dia…
Sal.119.171-175 / HF 7 /.Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 6
Deoteronomia 31. 9-13 Ny lalàn’Andriamanitra 1- Ambara ny olona rehetra «… Dia aoka hovakinao eo anatrehan’ny Isiraely rehetra ny tenin’ity…
Sal. 100 / Hira 36 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka /HF 33
Efesiana 1. 3-6 Andriamanitra mitahy antsika 1- Mifidy antsika « …Araka ny nifidianany antsika tao aminy, fony tsy mbola ary…
Sal.67. 3-7 / Hira 273.1, 2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 267
Eksodosy 23. 14-17 Mitondrà fanomezana ho an’ny Tompo 1- Rehefa mahatsiaro ny fanafahany «… Ary aoka tsy hisy hiseho…
Sal. 81. 1-3 / Hira 201.1, 2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 1
Jaona 4.31-38 Jesoa Kristy manao ny asan’ny Ray 1- Mifandray Aminy « Ny haniko dia ny manao ny sitrapon’izay naniraka…