Tanteraho ny fanompoana.

Sal 67 / Hira 167 :1.3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF.50:1,3

Sal 67 / Hira 167 :1.3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF.50:1,3 1 Korintiana 4. 1-5 Paoly mampahery…

Mahita ny ataon’ny olony ny Tompo

Sal 104, 31-34 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 506:1,2

Sal 104, 31-34 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 506:1,2 Apokalypsy 2. 1-7 Izao Soratra…

Ho avy tampoka ny Tompo

Sal 133,1-4 / Hira 9:1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305

Sal 133,1-4 / Hira 9:1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305 Lioka 12. 41-48 Resaka nataon’i Jesoa…

Ho avy ilay fandresena

Sal 23 / Hira 16:1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF.37

  Romana 8, 18-25 Paoly mampahery ireo mpino manoloana izay mety ho fahoriana mianjady aminy, maneho fampitahana sady mamboly fanantenana…

Izay miandry ny Tompo dia mandroso hery

Sal 93 / Hira 201 :1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 543 1,3

  Isaia 40, 27-31 Isiraely babo, manantena ny famonjen’ Andriamanitra no ampaherezina eto amin’izao Soratra Masina izao. Izay miandry ny…

Manana tombony izay manana firaisana amin’i Jesoa Kristy

Sal 100 /Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 307 :1.2,5

1 Korintiana 1, 4-9 Paoly Apostoly maneho fisaorana an’Andriamanitra noho ny fahitany ny Fiangonana tao Korinto. Hita eto fa manana…

Ho avy amim-boninahitra ny Tompo Jesoa.

Sal 98,1-3 / Hira 21:1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 701

Matio 16. 24-28 Ho avy amim-boninahitra ny Tompo Jesoa hamaly araka ny asan’ny tsirairay amin’ny maha Mpanjaka Azy (and.27) 1.…

Izay miandry ny Tompo

Sal. 62, 1 – 8 / Hira 18, 1, 2, 4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 64, 3

Salamo 25, 1 – 7 Izao mofonaina izao dia vavaka fangatahana ary ahatakarana fa izay miandry ny Tompo dia :…

Fananarana ataon’Andriamanitra ho an’ny vahoaka Isiraely

Sal 92,1-3 / Hira 4:1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 487 :1,2

Hosea 12. 4-7 Izao Soratra Masina izao dia tohin’ny fananarana ataon’ Andriamanitra ho an’ny vahoaka Isiraely izay miala Aminy ka…

Mahandrasa, ho avy ny Tompo

Sal 33,1-3 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 242:1.2.5

MAHANDRASA, HO AVY NY TOMPO. Jaona 14, 1-7 Nalahelo ny mpianatra rehefa nandre fa handeha Jesoa. Izany no nampaherezany azy…