Inona no antoky ny fitahiana?

Deoteronomia 28. 1-14

Deoteronomia 28. 1-14

1. Inona no antoky ny fitahiana? "Mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao sy mitandrina hanaraka ny didiny rehetra" (and 1).…

Mivavaha sy mifona ho an’ny firenena

Daniela 9.4-14

Daniela 9.4-14

2. Mifona ho an'ny firenena (and 7) "Anao ny fahamarinana Tompo ô, fa anay kosa ny fangaihaizana". Miaiky heloka i…

Mihaino an’Andriamanitra ny mpitondra

2 Mpanjaka 23. 1-3

2 Mpanjaka 23. 1-3

1. Mihaino an'Andriamanitra ny mpitondra (and 1) "Ary nanirahan'ny mpanjaka, ka dia vory tany aminy ny loholon'ny Joda Jerosalema sy…

Fehezo ny fahatezerana

Lioka 15. 25-32

Lioka 15. 25-32

1. Fehezo ny fahatezerana (and 28) "Dia tezitra izy ka tsy nety niditra, ary nivoaka rainy ka nampandroso azy". Nifanohitra…

Mitana ny Teniny Andriamanitra

Josoa 22. 1-5

Josoa 22. 1-5

1. Mitana ny Teniny Andriamanitra (Jos 21.45) "Tsy nisy latsaka na dia kely akory aza ny zava-tsoa rehetra nolazain'i Jehovah…

Tsy ho karankaina

Deoteronomia 11. 13-21

Deoteronomia 11. 13-21

1. Tsy ho karankaina (and 14) "Dia halatsako eo amin'ny taninareo ny ranonorana amin'ny fotoany, dia ny loha-orana sy ny…

Raha mino fa i Jesoa no Kristy

1 Jaona 5. 1-3

1 Jaona 5. 1-3

1. Raha mino fa i Jesoa no Kristy (and 1) "Izay mino rehetra fa Jesoa no Kristy dia naterak Andriamanitra".…

Mankato dia loharanom-pitahiana

Deoteronomia 7.9-16

Deoteronomia 7.9-16

"Raha mihaino ireo fitsipika ireo ianareo ka mitandrina sy manaraka azy, dia hotanterahin'i Jehovah Andriamanitrao aminao ny fanekena" Fanontaniana telo…

Aza manavakavaka

Jakoba 2. 8-13

Jakoba 2. 8-13

1. Aza manavakavaka (and 9) "Fa raha mizaha tavan'olona kosa ianareo dia manota ka helohin'ny lalàna". Tsy mifanaraka amin'ny anarana…