Izay rehetra mino an’i Jesoa Kristy dia:
Jaona 12. 44-50
Jaona 12. 44-50
Izay rehetra mino an'i Jesoa Kristy dia: 1- Miaina sy manana ny mazava Azo ambara hoe efa lasa lamaody mihitsy…
Jaona 12. 44-50
Jaona 12. 44-50
Izay rehetra mino an'i Jesoa Kristy dia: 1- Miaina sy manana ny mazava Azo ambara hoe efa lasa lamaody mihitsy…
Eksodosy 13. 17-22
Eksodosy 13. 17-22
1- Mifidy ny lalana alehan'ny olona Andriamanitra Rehefa afaka tamin'ny fanandevozan'i Farao ny olona dia tsy mba nentin' Andriamanitra tamin'ny…
Salamo 78. 13-20
Salamo 78. 13-20
Momba ny olony Andriamanitra Tantaran'ny nanafahan' Andriamanitra ny zanak' Israely tsy ho andevo tany Egypta intsony no anterina eto (Jereo…
Asan'ny Apostoly 13. 44-48
Asan'ny Apostoly 13. 44-48
Ho an'ny olona rehetra ny Tenin'Andriamanitra Izao no voasoratra eto hoe "tafangona avokoa ny tao an-tanana rehetra hihaino ny tenin'Andriamanitra".…
Matio 4. 12-17
Matio 4. 12-17
Zava-mahonena no nihatra tamin'ny faritanin'i Galilia. Nahiliky ny maro i Galilia noho ireto antony ireto: - Lasa nampidirana olona hafa…
Asan'ny Apostoly 12. 1-10
Asan'ny Apostoly 12. 1-10
Mifaly ny olona mampijaly olona tahaka azy. Misy ny zavatra mahafaly ny olona eo amin'ny fiainana ary mety samy manana…
Jaona 1.1-13
Jaona 1.1-13
Fahazavana Andriamanitra Araka ny hevitry ny teo aloha dia zava-masina ny fahazavana ary ampiasain'ny Soratra Masina ilazana an'Andriamanitra indrindra izany.…
Isaia 50. 10-11
Isaia 50. 10-11
MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO Mamaly ny ataon'ny olona Andriamanitra Lazain'i Isaia mpaminany eto fa mandeha amin'ny maizina ny olona.…
Marka 16. 1-8
Marka 16. 1-8
PASKA Manorina ny fanekeny ny Tompo 1. Aoka hifandinika izay ahitana ny Tompo Raha ny marina dia tsy i Jesoa…
2 Korintiana 13.1-4
2 Korintiana 13.1-4
Manorina ny fanekeny ny Tompo << Fa voahombo tamin'ny hazo fijaliana Izy noho ny fahalemena, nefa velona kosa noho ny…