Ny Voa Nafafy sy ny Fandraisana ny Teny
Sal 95, 6-11/Hira 164/Mofonaina/ Hira 432.1
Matio 13. 10-15
Teny taorian'ny fanoharana ny voa nafafy izao mofonaina izao. Misy ireo tsy nandaitra ary misy koa ny nandray tsara ny…
Sal 95, 6-11/Hira 164/Mofonaina/ Hira 432.1
Matio 13. 10-15
Teny taorian'ny fanoharana ny voa nafafy izao mofonaina izao. Misy ireo tsy nandaitra ary misy koa ny nandray tsara ny…
Sal 96, 11-13 / Hira 354: 1,4 / Mofonaina / Hira 460: 1.2
Sal 96, 11-13 / Hira 354: 1,4 / Mofonaina / Hira 460: 1.2 Isaia 55.6-13 1. Raisin'Andriamanitra izay hiverina Aminy…
Sal 98, 1-3/ Hira 205 :1.4/ Mofonaina/Hira 461:1,6
Sal 98, 1-3/ Hira 205 :1.4/ Mofonaina/Hira 461:1,6 Sal 119. 105-112 Ny vokatsoa azo avy amin'ny Tenin' Andriamanitra 1. Fanilo…
Sal 96, 1-3 / Hira 3 / Mofonaina / Hira 547:4
Deoteronomia 28. 1-10
Izao mofonaina manoloana antsika izao dia mitaona ny mpino hihaino sy hitandrina ny didin'Andriamanitra, vokany 1. Heniky ny fitahiana ny…
Sal 118, 1-4/Hira 14: 1,3/Mofonaina/HF 23:1,2
Jaona 6. 66-71
Jesoa mampianatra ka nampahafantatra ny tenany izay fiainana sy fahavelomana. Manala ny olona mihaino Azy tsy hibanjina fotsiny ny ety…
Sal 1, 1-2/Hira 1:1,5 / Mofonaina/HF 39:2
Ohabolana 4:20-27
1. Mihaino «Atongilano ny sofinao hihaino ». Tsy maintsy manomboka amin'ny fihainoana ny fitandremana ny Teny. Mampiasa ny taovam-pandrenesana ho…
Sal 128. 1-6/ Hira 531: 1, 3/ Mofonaina/ Vavaka
Jaona 2.1-12
Ity famantarana voalohany nataon'i Jesoa dia marmpianatra antsika fa: 1. Misy vahaolana ao amin'i Jesoa (and 3) "Ary rehefa lany…
Sal 103. 1-5 / Hira 3: 1 / Mofonaina / Vavaka
Efesiana 6:1-4
Mitodika amin'ny ankohonana rehetra ny Tenin'Andriamanitra anio ka mampianatra, fa ao amin'ny Tompo: 1. Ny zanaka dia hanaja ray aman-dreny…
Sal 145. 1-5/ Hira 170: 1/ Mofonaina / Vavaka
Kolosiana 3:16-21
1. Ampitoero ao aminao ny Tenin'i Kristy (and 16) Mitaona ny Kristiana tao Kolosia i Paoly hoe: "Aoka ny Tenin'i…
Sal 1.1-6/Hira 190: 1/ Mofonaina / Vavaka
Jaona 20:11-18
Tantaran'ny nitsanganan'i Jesoa tamin'ny maty ny mofonainantsika anio. Ampitain'io tantara io amintsika fa Velona tokoa i Jesoa (and 11, 12)…