Ny fahefan’i Jesoa
Sal 99.1-6 / Hira 167:1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 336
Ny fahefan'i Jesoa 1-Manasitrana amin'ny fomba miavaka Ity demoniaka nentina teo amin' Jesoa ity dia sady moana no marenina. Ireo…
Sal 99.1-6 / Hira 167:1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 336
Ny fahefan'i Jesoa 1-Manasitrana amin'ny fomba miavaka Ity demoniaka nentina teo amin' Jesoa ity dia sady moana no marenina. Ireo…
Sal 95.1-5 / Hira 171:1 / Vavaka / Mofonaina/ Vavaka / Hira 338
Ny hery sy fahefan'Andriamanitra 1-Mahary ny zavatra rehetra Manolona ny fiheveran'ny zanak'Isarely fa nafoin' Andriamanitra izy ireo dia ampahatsiahiviny fa…
Sal 149. 1-4 / HF 13 / Vavaka / Mofonaina/ Vavaka / HF 5
Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo 1- Manome fahefana ho an'ny mpanompony Izy Fahagagana lehibe no vitan'i Petera tamin'ny nananganany…
Sal. 146.1-10 / HF 7 / Vavaka / Mofonaina : Jao. 9, 1-7/ Vavaka / Hira 310.1.2
Ny fanasitranan'i Jesoa 1- Fanehoana ny asan'Andriamanitra Ahitsin'i Jesoa ny fiheverana fa vokatry ny fahotana no mahatonga ny olona…
Sal 98.1-3 / Hira 194 / Vavaka / Mofonaina : Rom. 8, 1 -8 / Vavaka / Hira 489.1,4
Ny famonjen'Andriamanitra antsika 1- Amin'ny alalan'ny firaisana amin'i Krisy Jesoa. "Ary amin'izany dia tsy misy fanamelohana ho an'izay ao amin'i…
Sal. 104.24-31 / Hira 171.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 515
Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo. 1- Mitaona ny vahoaka mba handroso hatrany Izy (and.15) Nila vonjy tamin'i Jehovah i…
Sal 107.1-3 / Hira 5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 24
Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo 1- Nanao fanavotana ho antsika Izy "Izy no ananantsika fanavotana amin'ny ràny, dia ny…
Sal 111. 1-10 / HF 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 444. 1,4
Ampiasao izay anananao ho amin'ny iraky ny TOMPO 1- Maniraka ny mpianany handray andraikitra Izy Nitokana tany an-tany efitra i…
Sal 103.17-19 / Hira 1-3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 487
Azo hohanina ve ny hena naterina amin'ny sampy? Toy izao no azo amintinana ny valin-teny nomen'i Paoly: 1- Ny fahalalana…
Sal 139.14-18 / HF 13 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 29
Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo 1- Mamindra fo amin'ny olona rehetra Izy (and.25-32) Ny firenena Jiosy dia firenena nofidin'Andriamanitra.…