Tia antsika Andriamanitra satria:
(Sal 138.1-8 / Hira 170 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 513)
1 Jaona 3.1-2
Tia antsika Andriamanitra satria: 1- Zanany isika Ambaran'ny mpanoratra sy aharihariny amintsika mpamaky fa zanak' Andriamanitra isika. Anisany fanambarana lehibe…