Velomy ny fanantenana

ROMANA 8. 18-25

ROMANA 8. 18-25

Velomy ny fanantenana 1-Na dia ratsy aza ny fiainana eto an-tany (and20,22,23) Araka izany ny fiainana eto an-tany dia ratsy:…

Eo am-piandrasana ny Tompo

JAONA 4.39-45

JAONA 4.39-45

Eo am-piandrasana ny Tompo 1-Andao hiala amin'ny fahotana fa mitaona ny hafa ny fiovam-pontsika (and39) Maro ireo samaritana no nino…

Mandra-piavin’ny Tompo

FILIPIANA 3.17-21

FILIPIANA 3.17-21

Mandra-piavin'ny Tompo 1-Ataovy ny fanompoana an'Andriamanitra (and17) Angatahin'i Paoly amin'ireto kristiana tao Filipia ireto ny mba hahafahan'izy ireo azy .…

Ny atao mandra-piavin’ny  Tompo :

 Marka 13.28-37

Ny atao mandra-piavin’ny  Tompo : 1.Mailo (and.28) Asain’I Jesoa mailo tsara eto ireo mpianany satria tampoka ny fahatongavany  eny amin’ny rahon’ny…

NY FAHASAMBARAN’NY  OLON’ANDRIAMANITRA

DEOTERONOMIA 33.26-29

DEOTERONOMIA 33.26-29

NY FAHASAMBARAN’NY  OLON’ANDRIAMANITRA 1-Dia noho ny fananany Andriamanitra lehibe izay tsy  nisy  toa Azy  (and 26-27) Tononkalo  nataon’I Mosesy  momba…

Mivonona hiandry an’i Kristy

ROMANA 13.11-14

ROMANA 13.11-14

Mivonona hiandry an'i Kristy 1-Amin'ny alalan'ny fifohazam-panahy (and11) "ary tokony hanao izany indrindra isika satria fantantsika ny andro fa ankehitriny…

Ny fanekena vaovao nataon’i Kristy

HEBREO 8.7-13

HEBREO 8.7-13

Ny fanekena vaovao nataon'i Kristy 1- Dia tsara tsy misy tsiny N y bokin'ny Hebreo dia anisan'izay miezaka mandresy lahatra…

Ny hafatry ny Tompo entin’ny Mpaminaniny dia:

EZEKIELA 34.1-10

EZEKIELA 34.1-10

Ny hafatry ny Tompo entin'ny Mpaminaniny dia: 1-Ho an'ny mpiandry ondry tsy marina (and2-3) "...ny taviny dia haninareo ary ny…

Aoka hahay hifankatia

ROTA 3.1-5

ROTA 3.1-5

1-Aoka hahay hifankatia Fa hoy i Rota :" ...fa izay alehanao no halehako ary izay itoeranao no hitoerako , ny…