Ny olona ao amin’i Kristy

2 KORINTIANA 5.11-21

2 KORINTIANA 5.11-21

Ny olona ao amin'i Kristy 1-Olom-baovao Tsy ny fihavaozana vokatry ny ezaka ataon'ny olona no mahatonga azy ho olom-baovao. Ary…

Andriamanitra Mpahary ,manarina indray ny efa rava

EZEKIELA 36.33-38

EZEKIELA 36.33-38

Andriamanitra Mpahary ,manarina indray ny efa rava 1- Fanarenana miatomboka amin'ny famelankeloka Izao Ezekiela 36 izao dia mampahatsiaro indray fa…

Midera an’ Andriamanintsika

APOKALYPSY 4.9-11

APOKALYPSY 4.9-11

Midera an' Andriamanintsika Anisany mitana anjara toerana voalohany eo amin'ny fanompoam-pivavahana fanaon'ny Fiangonana kristiana ny fiderana an'Andriamanitra noho ireto antony…

Miderà an’Andriamanitsika

Apokalipsy 4.9-11

Apokalipsy 4.9-11 Miderà an'Andriamanitsika Anisany mitana anjara toerana voalohany eo amin’ny fanompoam-pivavahana fanaon’ny Fiangonana Kristiana ny fiderana an'Andriamanitra noho ireto…

Tsy mahafoy ny mpanompony Andriamanitra

ISAIA 44.21-23

ISAIA 44.21-23

Tsy mahafoy ny mpanompony Andriamanitra Miantefa amin'ny firenena izay nofidin'Andriamanitra ny hafatra .Tsy ho an'Israely ihany fa ho antsika fiangonana…

Andriamanitra no Tompo sy Mpahary antsika

ROMANA 9.19-26

ROMANA 9.19-26

Andriamanitra no Tompo sy Mpahary antsika 1-Afaka mamonjy izay tiany hovonjena Izy (and 19-21) Nambaran'i Paoly fa tsy miankina amin'ny…

Ny tantaran’ny androm-piainan’i Adama

GENESISY 5.1-5

GENESISY 5.1-5

Ny tantaran'ny androm-piainan'i Adama Fintinina amin'ireo andinin-tsoratra masina ireo ny tantaram-piainan'i Adama ,araka izao manaraka izao : 1- Momba ny…

Andriamanitra no mpamorona

ISAIA 45.9-13

ISAIA 45.9-13

Andriamanitra no mpamorona Ireto manaraka ireto no hevi-dehibe raisintsika avy amin'izany : 1- Azony ampiasaina avokoa ny olona rehetra (and…

Ny fahendrena

OHABOLANA 8.22-36

OHABOLANA 8.22-36

Ny fahendrena Endrika maro no hanehoan'ny bokin'ny Ohabolana ny "fahendrena" ,matetika dia maka ny toeran'ny olona miteny sy mananatra izy.…

Mahagaga ny asan’Andriamanitra

SALAMO 104.24-35

SALAMO 104.24-35

Mahagaga ny asan'Andriamanitra Raha mandinika isika dia hahatsapa fa izay rehetra noharian'Andriamanitra dia mahagaga avokoa . 1- Maneho ny fahendren'Andriamanitra…