Andriamanitra Mpahary

Andriamanitra Mpahary 1- Mifandray amin'ny Jentilisa Fatra-pivavaka tokoa ny vahoaka Grika tranainy ary nanana ny fiheverany manokana ny momba an'Andriamanitra…

Mitodika ho amin’Andriamanitra izao rehetra izao

SALAMO 89 . 5-18

SALAMO 89 . 5-18

Mitodika ho amin'Andriamanitra izao rehetra izao 1-Ny lanitra midera Azy Milaza ny fahamboniana faratampony , manondro ny fonenan'Andriamanitra amin'ny ankapobeny…

Fantaro ny teny sy asan’Andriamanitra

JAONA 10.20-26

JAONA 10.20-26

Fantaro ny teny sy asan'Andriamanitra 1-Izy no mampahiratra ny jamba Anisan'ny mampiavaka ny Filazantsara araka ny Jaona ny fampiasan'i Jesoa…

Araraoty ny fotoana omen’Andriamanitra

MPITORITENY 12.1-7

MPITORITENY 12.1-7

Araraoty ny fotoana omen'Andriamanitra Fampianarana goavana asongadin'ny mpitoriteny ny hoe : zava-poana sy mandalo ny zava-drehetra; araka izany dia tsy…

Ny asan’Andriamanitra eo amin’ny olona

ISAIA 64.7-11

ISAIA 64.7-11

Ny asan'Andriamanitra eo amin'ny olona 1-Manefy sy mamolavola Ao anatin'ny fiaiken-keloka nataon'ireto vahoaka Jiosy no hahatsiarovan'izy ireo fa zanak'Andriamanitra sady…

Ny fahalehibiazan’Andriamanitra

JEREMIA 10.6-13

JEREMIA 10.6-13

Ny fahalehibiazan'Andriamanitra Nanjary naka tahaka sy te- hanaony fanaon'ny Jentilisa manompo sampy ny Zanak'Israely ka teo anoloan'izany dia nampitondra hafatra…

Andriamanitra no loharanon’ny fahazavan-tsaina

MATIO 11.25-27

MATIO 11.25-27

Andriamanitra no loharanon'ny fahazavan-tsaina Nisy tanàna maro na dia nanehoan'i Jesoa Kristy asa lehibe aza dia tsy tonga tamin'ny finoana…

Ny fisehoan’Andriamanitra

APOKALYPSY 15.1-4

APOKALYPSY 15.1-4

Ny fisehoan'Andriamanitra 1-Faharavana sy loza ho an'izay resy Araka izao fahitana ambaran'ny mpanoratra ny Apokalypsy izao dia efa misy loza…

Mendrika hoderaina Andriamanitra

SALAMO 33.4-11

SALAMO 33.4-11

Mendrika hoderaina Andriamanitra 1-Satria Mpahary Izy Ny and 4-9 dia maneho fa ny teny sy n'y asan'Andriamanitra no nahariana izao…