Hetsika lehibe F5

Ny Hafatr’Andriamanitra Fanapahan-kevitra lehibe eo amin’ny fiainanao Ny Toriteny nentin’ny Filohan’ny FJKM, ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, teny amin’ny Kianjaben’i Mahamasina…

MIAINA NY PASKA

Andro lehibe manantantara eo amin’ny fiainan’ny vahoakan’Andriamanitra ny Paska. Ankalazaina sy tsarovana isan-taona izany mba ho fanehoana am-pahibemaso sy ilo…