SYNODAM-PINOANA voalohany 2018.
SYNODAM-PINOANA I
Ho tanterahina eny amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana Antananarivo ny Synodam-pinoana voalohany ho antsika FJKM. Izany dia hatao ny Talata 15 May 2018 ka hatramin’ny Zoma 18 May 2018 ho avy izao.Ny lohahevitra ho dinihana dia ny manodidina ny
“Franc-maçonnerie “sy ny “Homosexualité” .
Koa asaina isika be sy ny maro hanatrika ny fanompoam-pivavahana fanokafana ny Talata 15 May 2018 amin’ny 8 ora tsy diso, fa ny Synodam-pinoana kosa dia ireo solotena isaky ny Synodamparitany sy ireo voatendry no hasaina amin’izany, fa isika kosa dia hitondra ambavaka hatrany.
Ny Komity Mpiara-manomana ny Synodam-pinoana.
- Synodampinoana ny:15,16,17, 18 MEY 2018 eto Antananarivo ao amin’ny FJKM ANDRAINARIVO FAHASOAVANA
Toy izao ny fitsinjarana ireo solontena hanatrika an’io Synodampinoana io:
Solontena | Isa | Fanamarihana |
BMF | 6 | |
SG | 1 | |
TDF | 1 | |
TDMV | 1 | |
TDS | 1 | |
SP 2*38 | 76 | Prezida synodaly+Mpitandrina na Laika |
KFP | 6 | |
FFP | 7 | |
MF* | 6 | olona 2 /sokajy(Fg/sekoly/vola) |
Mpiasa iombonana Mpitandrina | 2 | |
Tale+Doyen TPM | 5 | |
Vahiny*FFPM | 5 | FFPM,FFKM,CWM,CEVAA,PCUSA |
Mpampianatra docteur | 6 | |
Mpampianatra TPM | 4 | IFRP :1
Oniversity :1 |
Fitambarany | 129 |
- Mpandray anjara Synodam-pinoana isan-tsokajy : 15-18 May 2018
FRANC-MACON – HOMOSEXUALITE
- Dogmatika : RAHARIJAONA Solofonirina Mpitandrina
ANDRIAMITANDRINA Fenosoa Mpitandrina
RAKOTONIERA Christian Eric Mpitandrina
RAMANAMIRIJA Monique Lala
- Etika : RALINJATOVO R. Noroelisoa Mpitandrina
RAMANANTSALAMA Hasina Mpitandrina
RAKOTOMANANA Tahiry Mpitandrina
RAMAMONJISOA Philibert Mpitandrina
TEHINDRAZANARIVELO Emmanuel D’Jacob Mpitandrina
- Eklejiolojika : ANDRIAMAMPIANINA Zaka Mpitandrina
(ecclésiolosique) RAKOTOARISAONA Joseph Mpitandrina
RANDRIAMAMPIONONA Alfred Mpitandrina
RANAIVONIARIVO Tiana Mpitandrina
FANAMARIHANA :
Ny fahatongavan’ny mpizaika dia ho ny Alatsinainy 14 May amin’ny 2 ora ka hatramin’ny 06 ora hariva ary ny fodiana kosa dia ny 19 Mey 2018 ny tontolo andro.