Fanompoam-pivavahana FITONDRANA AM-BAVAKA NY FILOHAN’NY FJKM mitsabo tena any Inde. Hotanterahina ao amin’ny FJKM Tanjombato Maritiora Alahady 22 Novambra 2026 amin’ny 3 ora tolakandro Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany