Azo lazaina fa lafatra ny fahasambaran’ny olon’Andriamanitra satria fahasoavana mitafotafo izany.

Mofonaina anio: Alakamisy, faha 15 Jona 2023

Salamo 91. 1 - 16

Salamo 91. 1 - 16
1 [Ny fahatokian'ny olo-marina an'Andriamanitra, na dia manakaiky azy aza ny manjo ny sasany] Ny mitoetra ao amin'ny fierena izay an'ny Avo Indrindra Dia monina eo ambanin'ny aloky ny Tsitoha.

Azo lazaina fa lafatra ny fahasambaran’ny olon’Andriamanitra satria fahasoavana mitafotafo izany.

Fanontaniana:

Mahasahy miteny hoe sambatra ve ianao amin ‘ny fiarahanao amin ‘ny Tompo?


Mofon'aina teo aloha

Mino ve ianao fa mahay manasitrana n...

Alarobia, 14 Jona 2023

Fanontaniana: Mino ve ianao fa mahay manasitrana ny aretina rehetra ny Tompo? Sampana Sekoly Alahady…

Manafaka ny Tompo

Talata, 13 Jona 2023

Asan ‘ny Apostoly 16. 25 – 34 Manafaka ny Tompo 1-Ny teritery amin’ny asan’ny olona…

Raha vontom-pahoriana loatra ianao, ...

Alatsinainy, 12 Jona 2023

Sampana Sekoly Alahady Foibe FJKM