Fitahiana sa fanozonana ny tany misy anao ianao?

Mofonaina anio: Alarobia, faha 23 Martsa 2022

APOKALYPSY 16.1-7

APOKALYPSY 16.1-7
1 Ary nahare feo mahery avy tao amin'ny tempoly aho nanao tamin'ny anjely fito hoe: Mandehana, aidino amin'ny tany ny ao amin'ny lovia fito feno ny fahatezeran'Andriamanitra. 2 Ary ny voalohany nandeha, dia nampidina ny tao an-doviany tamin'ny tany; dia nisy vay ratsy sady mampahory tamin'ny olona izay nanana ny mariky ny bibi-dia sy niankohoka teo anatrehan'ny sariny. 3 Ary ny faharoa nampidina ny tao an-doviany tamin'ny ranomasina; dia nody rà tahaka ny ran'ny olona maty ny ranomasina: ary maty ny zava-manan'aina rehetra tao aminy. 4 Ary ny fahatelo nampidina ny tao an-doviany tamin'ny ony sy ny loharano; dia nody rà ireny. 5 Ary nahare ny anjelin'ny rano aho nanao hoe: Marina Hianao, ilay ankehitriny sy taloha, dia ny Iray Masina, satria efa nitsara toy izany Hianao; 6 fa ny ran'ny olona masina sy ny mpaminany no nalatsany, ka dia rà kosa no nomenao hosotromy; ary tandrifiny ho azy irany. 7 Ary reko ny alitara nanao hoe: Eny, Tompo ô, Andriamanitra Tsitoha, marina sy mahitsy ny fitsaranao.

Fitahiana sa fanozonana ny tany misy anao ianao?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Hazony mafy ny famonjena

Alahady, 20 Martsa 2022

Hazony mafy ny famonjena 1-Natolotra ho antsika ny famonjena Ny fanafahana tany Egypta dia tsy…

Ahoana no ahazoano antoka fa hefain’...

Alatsinainy, 28 Febroary 2022

2- Ekeo am-panetren-tena ny Teniny (and 38) Nanaiky i Maria ho fitaovana hanatanterahana ny famonjena,…

Mitàna ny Teniny ny Tompo

Alakamisy, 24 Febroary 2022

Mitàna ny Teniny ny Tompo Ny tantaran’i Balama sy Balaka mpanjaka no ao amin’ny Nomery…