Fantatrao ve ny Fanahy Masina? Efa nandray ny Fanahy Masina ve ianao?

Mofonaina anio: Asabotsy, faha 18 Septambra 2021

ASAN'NY APOSTOLY 19.1-7

ASAN'NY APOSTOLY 19.1-7
1 Ary raha mbola tany Korinto Apolosy, dia nitety ny tany ambony Paoly ka tonga tany Efesosy, dia nahita mpianatra sasany teo izy 2 ka nanao taminy hoe: Efa noraisinareo va ny Fanahy Masina, fony vao nino ianareo? Fa ireo nanao taminy hoe: Tsy renay akory fa efa nomena ny Fanahy Masina. 3 Ary hoy Paoly: Ho amin'inona ary no nanaovana batisa anareo? Dia hoy ireo: Ho amin'ny batisan'i Jaona. 4 Fa hoy Paoly: Jaona nanao ny batisan'ny fibebahana ka nilaza tamin'ny olona hino Izay ho avy manaraka azy, dia Jesosy. 5 Ary raha nahare izany izy, dia natao batisa ho amin'ny anaran'i Jesosy Tompo. 6 Ary rehefa nametrahan'i Paoly tanana izy, dia nilatsaka taminy ny Fanahy Masina; ary niteny tamin'ny teny tsy fantatra izy sady naminany. 7 Ary tokony ho roa ambin'ny folo lahy no isan'izy rehetra.

Fantatrao ve ny Fanahy Masina? Efa nandray ny Fanahy Masina ve ianao?


Mofon'aina teo aloha

Ny batisa dia

Alarobia, 1 Septambra 2021

Amin’ny FJKM dia tsy ny habetsaky ny rano no zava-dehibe fa ny fisiany . Aina…

Mpiandry ondry manao ahoana no tadia...

Asabotsy, 21 Aogositra 2021

Misy iraka ampanaovina ny loholona izay hiantefan’ny teny eto: « andraso ny ondrin’Andriamanitra ». Raha ny fahazaran’ny…

Miorena amin’ny asa tsara

Alakamisy, 12 Aogositra 2021

Miorena amin’ny asa tsara 1-Maneke ho feno ny Fanahy Masina Izay ambaran’ny mpanoratra eto dia…