Inona izao no efa tsara tokony hotohizanao hatrany ary inona kosa no fahazarana ratsy efa tokony hialana ?

Mofonaina anio: Alarobia, faha 04 Aogositra 2021

1 Korintiana  15 : 54-58

1 Korintiana  15 : 54-58
1 [Ny amin'ny fitsanganan'ny maty] Ary ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny filazantsara izay notoriko taminareo sy noraisinareo sady iorenanareo,

Inona izao no efa tsara tokony hotohizanao hatrany ary inona kosa no fahazarana ratsy efa tokony hialana ?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Ny olona mahita ny fahalehibiazan’An...

Alahady, 25 Jolay 2021

Ny olona mahita ny fahalehibiazan’Andriamanitra 1-Mahatsiaro ny faharatsiany « Lozako ,maty aho fa lehilahy maloto molotra…

Ny olom-boantso ho amin’ny fahafahan...

Talata, 20 Jolay 2021

Ny olom-boantso ho amin’ny fahafahana « Fa tanteraka amin’ny teny iray ihany ny lalàna rehetra dia…

TSY MANARY NY OLONY ANDRIAMANITRA SA...

Talata, 13 Jolay 2021

TSY MANARY NY OLONY ANDRIAMANITRA SATRIA: 1-Azy ny olony (and 1b) “Efa niantso anaranao Aho,…