Amin’ny maha mpino anao, misy akony eo amin’ny fiainanao ve ny fanabeazana fony fahazazana’?

Mofonaina anio: Alahady, faha 25 Aprily 2021

Ohabolana 22:4-6

Ohabolana 22:4-6
4 Ny valin'ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an'i Jehovah Dia harena sy voninahitra ary fiainana. 5 Tsilo sy fandrika no amin'ny alehan'ny maditra; Fa izay te-hiaro ny ainy dia manalavitra izany. 6 Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.

Amin’ny maha mpino anao, misy akony eo amin’ny fiainanao ve ny fanabeazana fony fahazazana’?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Jehovah manorina indray

Alakamisy, 15 Aprily 2021

Jehovah manorina indray 1-Manorina izay efa rava Avahan’Andriamanitra ny olony ary hanehoany ny heriny sy…

Ahoana ny fahazoanao izany hoe  » mi...

Alakamisy, 25 Martsa 2021

Ity salamo ity dia milaza ny « sisa » nefa mbola ampahoriana hatrany satria ny ratsy fanahy…

Raisin’Andriamanitra ho zanany ny ol...

Zoma, 19 Martsa 2021

Raisin’Andriamanitra ho zanany ny olona : Manana iraka hamolavola olom-banona ny ray , ka tsy maintsy ataony…