Tsy maintsy ilaina ao amin’ny fiainanao ve ny fanetren-tena?

Mofonaina anio: Zoma, faha 23 Aprily 2021

Marka 10.41-45Jesoa Kristy mampiorina ny mino

Marka 10.41-45Jesoa Kristy mampiorina ny mino
41 Ary nony nandre izany izy folo lahy, dia tezitra noho ny nataon'i Jakoba sy Jaona izy. 42 Fa Jesosy niantso azy hanatona Azy ka nanao taminy hoe: Fantatrareo fa izay eken'ny jentilisa ho mpanapaka dia mampanompo azy, ary ny lehibeny dia mifehy azy. 43 Fa tsy mba toy izany aminareo; fa na iza na iza no te-ho lehibe eo aminareo, dia ho mpanompo anareo izy. 44 Ary na iza na iza no te-ho ambony eo aminareo, dia ho mpanompon'izy rehetra. 45 Fa ny Zanak'olona tsy tonga mba hotompoina, fa mba hanompo ka hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro.

Tsy maintsy ilaina ao amin’ny fiainanao ve ny fanetren-tena?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Jehovah manorina indray

Alakamisy, 15 Aprily 2021

Jehovah manorina indray 1-Manorina izay efa rava Avahan’Andriamanitra ny olony ary hanehoany ny heriny sy…

Ahoana ny fahazoanao izany hoe  » mi...

Alakamisy, 25 Martsa 2021

Ity salamo ity dia milaza ny « sisa » nefa mbola ampahoriana hatrany satria ny ratsy fanahy…

Raisin’Andriamanitra ho zanany ny ol...

Zoma, 19 Martsa 2021

Raisin’Andriamanitra ho zanany ny olona : Manana iraka hamolavola olom-banona ny ray , ka tsy maintsy ataony…