Hafatry ny Filoha / Krismasy 2017.
HAFATRA KRISMASY
« …fa tsy nisy nitoerany tao an-tranom-bahiny » (Lio.2.7)Ny Krismasinao,enga anie ho andro vao;tsy ho fety ivelambelanyka ny hany mba havelanydia ny fonom-batomamyizay mandoto tokotany! Fa tena hamangy anao I JESOAHitondra fiovana,hiova fiainasy fisaina!
IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina
Filohan’ny FJKM