Tokonyy ho fantantsika ve hoe: inona avy ny fotom-pampianaran’i Jesoa tokony arahina sy iainan’ny Fiangonana?

Mofonaina anio: Zoma, faha 04 Septambra 2020

1 KORINTIANA 3.10-15

1 KORINTIANA 3.10-15
10 Araka ny fahasoavan'Andriamanitra nomena ahy, tahaka ny fanaon'ny mpità-marika mahay no nanaovako ny fanorenana, ary ny hafa mandrafitra eo amboniny; nefa aoka ny olona rehetra hitandrina izay arafiny eo amboniny. 11 Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. 12 Ary raha misy mandrafitra volamena, na volafotsy, na vato tsara, na hazo, na bozaka, na mololo, eo ambonin'ny fanorenana, 13 dia haseho avokoa ny asan'ny olona rehetra; fa ny andro no hampiseho azy, satria haseho amin'afo izany andro izany*, ka dia hozahan-toetra, amin'ny afo ny asan'ny olona rehetra. [* Na: izany] 14 Raha maharitra ny asan'ny olona, izay narafiny teo amboniny, dia handray valim-pitia izy. 15 Raha ho levon'ny afo ny asan'ny olona, dia ho fatiantoka izy; fa ny tenany kosa dia hovonjena, nefa toy ny avy ao amin'ny afo ihany izy.

Tokonyy ho fantantsika ve hoe: inona avy ny fotom-pampianaran’i Jesoa tokony arahina sy iainan’ny Fiangonana?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Mahatoky  hatramin’ny fahafatesana

Alarobia, 12 Aogositra 2020

Mahatoky  hatramin’ny fahafatesana 1-Satria efa nandray  ny  Fanahin’Andriamanitra Taorian’ny nahafatesan’i Joiada no niatombohan’ny vanim-potoana  ny …

Ahoana no ilazana hoe :  mahasoa ny ...

Zoma, 7 Aogositra 2020

 1-Mahatsara  ny  fitandremana ny Tenin’Andriamanitra Noheverina  ho  zava-dehibe ny  maha- Jiosy  , satria  maha- olon’Andriamanitra …

MAHATOKY HATRAMIN’ny FAHAFATESANA NY...

Asabotsy, 1 Aogositra 2020

MAHATOKY HATRAMIN’ny FAHAFATESANA NY  MINO  1-Mibaiko ny  olony  ny Tompo Ny  tantaran’i Jesoa  fony  Izy…