Inona àry ny tokony hatao mba tsy hianjerana amin’ny fahotana indray?

Mofonaina anio: Alakamisy, faha 02 Jolay 2020

ROMANA 6.20-23

ROMANA 6.20-23
20 Fa fony mpanompon'ny ota ianareo, dia afaka tamin'ny fahamarinana. 21 Inona ary no vokatra azonareo fahiny tamin'izay zavatra mahamenatra anareo ankehitriny? fa fahafatesana no hiafaran'izany zavatra izany. 22 Fa ankehitriny, rehefa natao afaka tamin'ny ota ianareo ka efa tonga mpanompon'Andriamanitra, dia manana ny vokatrareo ho amin'ny fahamasinana, ary ny farany dia fiainana mandrakizay. 23 Fa fahafatesana no tambin'ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika.

Inona àry ny tokony hatao mba tsy hianjerana amin’ny fahotana indray?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Inona no efa nataonao  hanatsaranao ...

Alarobia, 17 Jona 2020

MIHAVANA  AO  AMIN’NY  TOMPO Mampiavaka ity toko faha-19 ity ilay Teny mialoha eo amin’ny and…

Ny Fanahy Masina

Asabotsy, 30 Mey 2020

Ny Fanahy Masina Toe-javatra nitranga tamin’ny andron’ny Pentekosta , izay nanatanterahan’i Jesoa Kristy ny teny…

Ny Fanahy Masina  sy ny asam-pamonje...

Alarobia, 27 Mey 2020

Ny Fanahy Masina  sy ny asam-pamonjena “Fa raha ny Fanahin’Andriamanitra  kosa no amoahako  ny  demonia,…