Mahazo antoka ny famonjen’i Kristy ve ianao?

Mofonaina anio: Talata, faha 14 Aprily 2020

HEBREO 5.7-10

HEBREO 5.7-10
7 Tamin'ny andron'ny nofony, raha nanao* fivavahana sy fangatahana nomban'ny fitarainana mafy sy ny ranomaso be tamin'izay nahavonjy Azy tamin'ny fahafatesana Izy, sady voahaino noho ny fahatahorany an'Andriamanitra**, [* Gr. nanatitra] [** Na: voahaino ka afaka tamin'ny fahatahorany] 8 dia nianatra fanarahana tamin'izay fahoriana nentiny Izy, na dia Zanaka aza; 9 ary rehefa natao tanteraka Izy, dia tonga loharanon'ny famonjena mandrakizay ho an'izay rehetra manaraka Azy, 10 fa notononin'Andriamanitra hoe Mpisoronabe "araka ny fanaon'i Melkizedeka."

Mahazo antoka ny famonjen’i Kristy ve ianao?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Vavolombelon ‘ny  fitsanganan’ny Tom...

Alahady, 12 Aprily 2020

PASKA Vavolombelon ‘ny  fitsanganan’ny Tompo 1-Manambara na tsisy mihaino  aza(and1 9-13) Vavolombelona nanatri-maso i Maria Magdalena…

Alatsinainy 30 Martsa 2020

Alatsinainy, 30 Martsa 2020

1-Ho an’ny rehetra ny fiverenana amin’ Andriamanitra Misy  faniriana avy  amin’ny firenena hafa eto mba…

Vonona mandray ny olona  miverina Am...

Alarobia, 25 Martsa 2020

1-Ratsy ny miala ao an-tranon-dray Araho tsara  ny fizotran’ny fiainan’ity tovolahy  ity (and11-16) . Tao…