IREO DIDY FOLON’ny FAHOMBIAZANA 

Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 29 Oktobra 2018

IREO DIDY FOLON'ny FAHOMBIAZANA 

-Manana fanetrentena eo imason'olona(1Pet 5.5). Zava-dehibe ny fahaiza-manetry tena ka mametraka ny hafa ho ambony noho ny tena . Tsy fahambaniana mihitsy akory ny fanekena hanompo ny hafa . I Jesoa  no modely faratampony amin'izany . Izy izay  miteny hoe: "ny Zanak'olona tsy tonga mba hotompoina fa mba hanompo...". Noporofoiny izany raha nanasa ny tongotry ny mpianany Izy (Jaona 13) (1Pet 5.5;6,7,8) ka taorian'izany mamatonalin'ny fanetrentena tsy manam-paharoa izany no niposahan'ny masoandron'ny fahombiazana tsy manan-tsahala  (1 Pet 5.9-11)
IREO DIDY FOLON’ny FAHOMBIAZANA 

7-Maneke hotarihana 

-Manaiky ny fahefana mitarika : »ary ianareo izay mbola tanora fanahy kosa, maneke ny loholona« (1Pet 5). Malaza izao ny hoe: « leadership », avy amin’ny teny hoe:« leader » na mpitarika , avy amin’ny matoateny « to lead » mitarika. Fa raha te-hahomby ho lasa mpitarika ianao , maneke ny lalànan’ny « followership », avy amin’ny follower « mpanaraka », avy amin’ny matoateny anglisy hoe: « to follow » na « manaraka ». Ary mazava izany fa ny olona manana mari-pahaizana ambony rehetra dia nanana mpitarika  avokoa (directeur de mémoire, directeur de thèse). Ny fanarahany ny torohevitr’ireny ihany no hany nahatonga azy hahazo ny  mari-pahaizana ambony azony .

-Manana fanetrentena eo imason’olona(1Pet 5.5). Zava-dehibe ny fahaiza-manetry tena ka mametraka ny hafa ho ambony noho ny tena . Tsy fahambaniana mihitsy akory ny fanekena hanompo ny hafa . I Jesoa  no modely faratampony amin’izany . Izy izay  miteny hoe: « ny Zanak’olona tsy tonga mba hotompoina fa mba hanompo… ». Noporofoiny izany raha nanasa ny tongotry ny mpianany Izy (Jaona 13) (1Pet 5.5;6,7,8) ka taorian’izany mamatonalin’ny fanetrentena tsy manam-paharoa izany no niposahan’ny masoandron’ny fahombiazana tsy manan-tsahala  (1 Pet 5.9-11)

-Manana fanetrentena eo imason’ Andriamanitra (1 Pet5.6). Ny fanetrentena eo imason’Andriamanitra dia ny fanekena Azy ho Tompo ka tsy iadiana fo hitondra samirery ny fiainana.Hadalana ny mianan-kendry hahay mitondra samirery ny fiainana. Vakio Jao 15.5

« Bokikelin’ny Fahombiazana » IAA


Mofon'aina teo aloha

Fandalinana ny Bokin’i Josoa 

Alakamisy, 18 Oktobra 2018

Fandalinana ny Bokin’i Josoa  JOSOA 21.43-45;22.1-8 1-Mahatoky tanteraka ny Tompo  Fehiteny maharavo ny  fo no…

Fandalinana ny Bokin’i Josoa

Alarobia, 17 Oktobra 2018

Fandalinana ny Bokin’i Josoa JOSOA 20.1-9;21.-40 1-Andriamanitra marina Andriamanitra Marina fa fahafatesana no  tambin’ny  ota…

Fandalinana ny Bokin’i Josoa

Talata, 16 Oktobra 2018

Fandalinana ny Bokin’i Josoa JOSOA 18.1-27 / 19.1-51 1-Tantara lava. Namaky teny lava isika ,…