Hetsi-panoherana ny herisetra

Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 20 Aogositra 2018

1 Samoela 19, 1‑7

1 Samoela 19, 1‑7
1 [Ny nifonan'i Jonatana ho an'i Davida, sy ny nitadiavan'i Saoly indray hahafaty azy, ary ny nandosiran'i Davida nankany amin'i Samoela] Ary Saoly niresaka tamin'i Jonatana zanany sy tamin'ny mpanompony rehetra ny amin'izay hahafaty an'i Davida. Fa Jonatana, zanak'i Saoly, kosa tia dia tia an'i Davida.

– Soroy ara-potoana ny herisetra

2 – Ampanjakao ny fitiavana

3 – Ampihavano izay mety hifandrafy


Mofon'aina teo aloha

Mitsangana hanohitra ny herisetra

Alarobia, 8 Aogositra 2018

1-Amin’ny alalan’ny teniny i Jesoa Kristy Tonga ny mpisambotra an’i Jesoa izay notarihan’i Jodasy. «…

Sahia mitory ny fahamarinana

Talata, 24 Jolay 2018

Sahia mitory ny fahamarinana Matio 19:30 – 20:16 Marina Andriamanitra amin’ny fitondrany 1 – Mampanao…

Sahia mitory ny fahamarinana

Alakamisy, 19 Jolay 2018

Sahia mitory ny fahamarinana/  Lioka 6:41-42 Maika hitsara sy hanome tsiny ny hafa, na ny namany…