Fanazavana Perikopa 05,12 Nov 2017.
Perikopa |
Ny antsoina hoe : mino |
Ny fomba iandrasana ny Tompo |
Salamo
33, 18- 22 |
Izay manantena ny Tompo ho :
Izay matoky ny anarany (and ; 21) |
Fahatahorana an’Andriamanitra (and.18)
Fiandrasana Azy amin’ny fotoana ilam-pamonjena sy iatrehana ady (and. 20) Fiandrasana amin’ny fanantenana fatratra (and. 22) |
Mika
7, 7- 10 |
Izay matoky an’Andriamanitra mihaino azy (and. 7)
Izay manantena ny ho famonjena azy (and. 8) Izay manaiky ny ahitsin’ny Tompo (and.9) |
Fiandrasana Azy amin’ny fotoana ilam- pamonjena (and. 7)
Fiandrasana am-paharetana ny Tompo (and. 9- 10) |
Lioka
2, 36- 38 |
Izay tsy miova (tsy mivadika) amin’ny fanompoany, eny na dia efa antitra aza (and. 37) | Fiandrasana amin’ny fahamasinan-tena toa ny fiainan’i Fanoela (and. 36- 37)
Fampahafantarana an’i Jesoa Mpamonjy amin’ny hafa (and. 38) |
Matio
25, 1- 13 |
Izay mitsena ny fahatongavan’ny Tompo (and. 5)
Izay miambina ny ho fihavian’ny Tompo (and. 13) |
Fiomanana hiandry ny ho fihavian’ny Tompo. |
Romana
8, 18- 25 |
Izay maharitra amin’ny fahoriana ka tsy mivadika amin’ny Tompo . | Fanomezam-boninahitra ny voahary (and.18- 22)
Fanomezam-boninahitra ny Zanak’ Andriamanitra (and.23- 25) |
Filipiana
3, 17- 21 |
Izay miaina ho fianarana ho an’ny hafa (and. 17)
Izay miandry ny Fanjakan’Andriamanitra (and.20) |
Fiandrasana ny ho fahatanterahan’ny fanjakan’Andriamanitra |
Ho an’Andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra.
RAKOTOZANANY Andrianirinomena Jules, Mpitandrina