Toeram-Panomanana Mpitan

MOMBA NY FANADINANA HIDIRANA AMIN’NY TPM

Ho tanterahina ny Alarobia 7, Alakamisy 8,  Zoma 9 Oktobra 2020 ho avy izao ny fanadinana hidirana amin’ny TPM taom-pianarana 2020-2021.

Ireto avy ireo ivon-toerana hiadinana: Antsiranana, Sambava , TPM Mandritsara, Mahajanga, TPM Ambatondrazaka, Maroantsetra, Toamasina, Antananarivo, TPM Fianarantsoa, Manakara, Toliara, Morondava

Ireo mpiadina tsy nahazo Fiantsoana nefa voasoratra ao anaty Lisitra ny anarana dia afaka miatrika ny fanadinana. Aoka kosa hataony an-tanana hatrany kosa ny Kara-panondrom-pirenena, hahafahana manamarina azy

Ireo mpiadina manana olana manokana dia aoka hiantso ny fandraharahana ao amin’ny  KFT 034 01 365 98.

MOMBA NY FANDRAISANA MPAMPIANATRA

Hita fa mbola tsy ampy ireo namaly ny antso, koa dia atao indray ny antso indrindra fa ho amin’ireto taranja ireto: Testamenta Taloha, Testamenta Vaovao, Tantara, Teolojia Systematika.

« Fa tsy nomen’Andriamanitra fanahy osa isika , fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena  » 2 Tim 1.7

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV