Daty fitadidy 2020

VAVAKA SY FANOHANANA


16 Janoary : Fangataham-pitahiana ho an’ny Taom-piasana 2020
Alahadin’ny Filohan’ny FJKM
Alahadin’ny FFKM
26 Janoary : Alahadin’ny Marary Hoditra
09 Febroary : Alahadin’ny Baiboly
16 Febroary : Alahadin’ny Arsiva sy Tranom-bakoka
15 Martsa : Alahadin’ny SAF/FJKM
22 Martsa : Alahadin’ny AFIFAB/FJKM
12 Aprily : Alahadin’ny Sampana Dorkasy
APRILY : Fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe
26 Aprily : Alahadin’ny TOPAZA
10 May : Alahadin’ny Sampana Lehilahy Kristiana
24 May : Alahadin’ny FFPM
14 Jona : Alahadin’ny Sekoly FJKM
21 Jona : Alahadin’ny Sampana Vokovokomanga
12 Jolay : Alahadin’ny Sampana Tanora Kristiana
19 Jolay : Alahadin’ny Sampana Fivondronana Laika
26 Jolay : Alahadin’ny TPM sy IFRP
AOGOSITRA : SYNODA LEHIBE Faha- XIX
09 Aogositra : Alahadin’ny Rasalama Maritiora
16 Aogositra : Alahadin’ny Aumônerie Nasionaly FJKM
13 Septambra : Alahadin’ny Sampanasa AFF
27 Septambra : Alahadin’ny Sampanasa FFP
11 Oktobra : Alahadin’ny Radio Protestanta
OKTOBRA : Fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe
18 Oktobra : Alahadin’ny MAMRE
25 Oktobra : Alahadin’ny Sampana Fifohazana FJKM – Reformasiona
08 Novambra : Alahadin’ny FIFA (Fitantanana Fananana)
15 Novambra : Alahadin’ny Sampana Mpanazava sy Tily
22 Novambra : Alahadin’ny KPMS
13 Desambra : Alahadin’ny Sampana Sekoly Alahady
27 Desambra : Alahadin’ny Fiantsoana (SEFALA)

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV