Ny Protestantisma/ fototra 7
Ny Protestantisma
Ny FJKM
dia Fiangonana « RĂ©formĂ© », protestanta, teraka avy aminâny
fanitsiam-pivavahana (Réforme) niseho tany Eoropa 500 taona lasa izay.
I Martin Luther no nanomboka izany fanitsiana izany rehefa nahita fa maro ireo fampianaranâny fiangonana katĂŽlika no tsy mifanaraka aminâny Soratra Masina.
Fa i Jean Calvin kosa no loharano nipoiranâny Fiangonana « RĂ©formĂ© ».
Ireto avy ireo hevi-dehibe fito ny protestantisma :
1-« Sola gratia » na « ny fahasoavana irery ihany » :
 Mpanota ny olona rehetra eo anatrehanâAndriamanitra
Kanefa noho ny fitiavanâAndriamanitra azy dia anehoanâAndriamanitra ny fahasoavany izy .Tsy noho ny ezaka ataontsika no maha-voavonjy antsika fa noho ny : «FAHASOAVANâANDRIAMANITRA»
 OmenâAndriamanitra maimaim-poana ho antsika ny fahasoavany noho ny fitiavany antsika
2 â « Sola fide » na « ny finoana irery ihany » :
 Ny finoana irery ihany no antoky ny Famonjena.
 Ny finoana dia fandraisana sy fanekena anâi Jesoa Kristy hitoetra ao anatintsika. Ny finoana marina dia izay miorina aminâizay ambaranâny TeninâAndriamanitra ao aminâny Baiboly.
 Aminâny alalanâny finoana irery ihany no ahazoana ny famonjena fa tsy aminâny fotokevitra sy ny asa soa ataonâny olona.
3 â « Sola scriptura » na » ny Soratra Masina irery ihany » :
 Ny Baiboly na ny Soratra Masina no mirakitra ny TeninâAndriamanitra
 Ao no mirakitra ny fanambaranâAndriamanitra ny tenany ary loharanonâny finoana protestanta.
 Ny Baiboly dia mirakitra ny fampianarana avy aminâAndriamanitra fa nosoratanâolombelona kosa manondro anâi Jesoa Kristy avokoa ny boky ao aminâny Baiboly. Ny fitsipi-pitondran-tenan’ ny mino dia faritanâny Soratra Masina . Ny TeninâAndriamanitra no tomponâny fahefana ao am-piangonana
4 â « Solus Christus » na « Jesoa irery ihany » :
 I Jesoa Kristy irery ihany no Mpanalalana (mpanelanelana) ny olona aminâAndriamanitra .  I Jesoa Kristy irery ihany no lohanâny fiangonana
 Tsy misy afa-tsy ny finoana anâi Jesoa Kristy, Andriamanitra tonga nofo hamonjy izao tontolo izao, maty sy nitsangana taminâny maty ihany no ahazoana Famonjena
5 â « Soli Deo Gloria » na « Ho anâAndriamanitra irery ihany ny voninahitra » :
 Andriamanitra irery ihany no masina sy marina
 Tsy misy olona afaka hilaza fa masina sy marina kokoa mihoatra ny hafa
 Izay rehetra atao na ny fiainantsika dia ho voninahitrâAndriamanitra
 Mitaiza antsika hahay manetry tena izany ka ho fiainantsika ny mankalaza sy midera ny Tompo . Manao asa tsara fa tsy kitoatoa ho voninahitrâAndriamanitra fa tsy ho filan-dera sy ho fisehosehoana
6 â « Ecclesia semper reformanda » na « Mihavao hatrany ny Fiangonana » :
Ny Fiangonana sy ny fombany ary ny fampianarany dia havaozinâAndriamanitra sy mihavao mandrakariva nohonâny asanâny Fanahy Masina . Na ny endriky ny fiangonana, na ny rafitra sy ny fombany, na ny fotoâpampianarany dia mety ho simba sy hiova ho ratsy
Fa ny Protestanta dia resy lahatra ho aminâny fiovana ho tsara mandrakariva sady miezaka ny hitsikera-tena ary manaiky hahitsy ny Fiangonana mba hivoarany aminâny tsara kokoa
7 â « Sacerdoce universalis » na « Fanjakam-pisorona » :
 Taminâny andronâny Jiosy tao aminâny Testamenta Taloha, dia ny mpisorona be sy ny mpisorona no mifona ho anâny olona ary manao fanadiovana (purification) mba handraisanâny olona famelan-keloka
Fa aminâny protestanta , ny kristianina tsirairay ao aminâny Fiangonana dia « mpisorona » avokoa fa tsy ny mpitondra fivavahana ihany (pasitera, mĂŽperaâŠ.)âŠtsy manao confession.
 Ny kristianina tsirairay izany dia afaka mifona ho anâny tenany mivantana eo anatrehanâAndriamanitra aminâny alalanâny vavaka, nefa koa mivavaka ho aminâny hafa mba handraisany ny famelan-keloka noho ny famindram-ponâAndriamanitra.mifona ho anâny olona ary manao fanadiovana (purification) mba handraisanâny olona famelan-keloka
Pasteur Eliezera