FANDAMINANA AMIN’NY EZAKA TOLOTANANA
Antananarivo, 13 Febroary 2026 Ho an’ny Fiangonana manerana ny sahan’ny FJKM (Synodamparitany/Fitandremana) SJ 20/13.02.26/RKJ-AIN Antony: Hetsika manokana fangatahana fanampiana ho…
Antananarivo, 13 Febroary 2026 Ho an’ny Fiangonana manerana ny sahan’ny FJKM (Synodamparitany/Fitandremana) SJ 20/13.02.26/RKJ-AIN Antony: Hetsika manokana fangatahana fanampiana ho…
Ry havana, Ampitomboina amintsika rehetra anie ny fahasoavan’i Jesoa. Manoloana ny zava-mitranga eto amin’ny firenena, ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe sy…
TOLOTRASA SEKRETERA JENERALY FJKM Ny FJKM, amin’ny alalan’ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe, dia mitady olona ho SEKRETERA JENERALY FJKM hiasa mandritra…
Andriamatoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka Hary Masy, Mpitandrina no Filohan’ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe sady Filohan’ny FJKM amin’ny taom-piasana 2025 – 2029. Loha-hevitra…
CFD AMPANDRANA: 10 – 17 Aprily 2024 Ry havana malala, Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra…
LP Vinet Ambohimalaza
Notokanana ny tsangambato any Imerimandroso Tontosa ny talata 24 Oktobra 2023 ny fitokanana ny tsangambaton’ny faha-200 taonan’ny sekoly FJKM tany…
HAFATRY NY MPIANDRAIKITRA FOIBE CFD Ampandrana: 11 – 18 Oktobra 2023 Ry Havana malala, Hampitomboina ho anareo anie ny fahasoavana…
TSANGAMBATO faha-200T SEKOLY FJKM
Fanokafana ny Taom-pianarana 2023-2024