• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Vaovao farany

  • Vaovao farany

Alahadin’ny SEFALA 2016 / Fandaharana iombonana

       SEKOLY FANOMANANA LAIKA (SE.FA.LA.) ===000=== “ Ataovy  mpianatra  ny  firenena  rehetra. » (Mat.28:19)   FANDAHARANA IOMBONANA ALAHADIN’ NY SEFALA…

Asa, Vaovao farany

Aumônerie FJKM / Varavarana misokatra

Fantaro ny asan’ny Fiangonana : Manatanteraka varavarana misokatra ny AUMONERIE NASIONALY eo anivon’ny FJKM mandritra izao herinandro izao : Talata 06…

Asa, Vaovao farany

Herinandro sambatra / Perikopa 2016.

DATY. TESTAMENTA TALOHA. TESTAMENTA VAOVAO. TESTAMENTA VAOVAO.   Filazantsara. Epistily. Alahady 18/12 Mika 5.1-5 Lio 1.67-80 2 Tes 1.11-12 Alats…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Rakotoarisoa H.Kaleba / 20T maha-Mpitandrina .

  Ny Filoha  sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM Ny Filoha sy ny Biraon’ny Sampana Sekoly Alahady Foibe FJKM sy…

Sampana, Vaovao farany

Oniversity Ravelojaona / EESSNAE.

  Ny Oniversity FJKM RAVELOJAONA -ECOLE SUPERIEURE DES SCIENCES NATURELLES,AGRONOMIQUES ET ENVIRONNEMENTALES (ESSNAE) dia faly mampandre antsika mpianakavin’ny finoana fa…

Fampianarana, Vaovao farany

SP 11 / Tatitra fivoriambe II

SYNODAM-PARITANY ANTANANARIVO ATSIMO (SPAA 11) Nanatanteraka ny fivoriambeny faharoa  ny SP 11 ny Sabotsy 12 Novambra 2016 lasa teo .…

Vaovao farany

25 DESAMBRA VE NY KRISMASY ?

  Betsaka no manontany raha tena 25 Desambra tokoa ny Krismasy izay nahaterahan’i Jesoa Tompo Mpamonjy. Raha ny Baiboly, dia…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

NY VALIFATY MITERAKA HERISETRA HATRANY

Dingan’ny lalàna / EKSODOSY 21. 22-25, Dingan’ny fahasoavana / MATIO 5. 38-42 Rehefa dinihina ny lalàna izay nibaiko tao amin’ny…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany

Herinandron’ ny AUMONERIE FJKM 2016

     « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » II Tim. 1 :8a -Fampiratiana ny Asan’ny Aumônerie sy ireo sehatra asa ao aminy…

Asa, Vaovao farany

Tolotrasa MPAMILY (Chauffeur – mécanicien)

TOLOTR’ASA 1-Asa ho tanterahana. ” MPAMILY sady MAHAY MANAMBOATRA FIARAKODIA” (Chauffeur-Mécanicien)   2-Toy izao ny momba izany : -Lehilahy latsaky ny…

Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 90
  • 91
  • 92
  • 93
  • 94
  • …
  • 97
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
  • EZAKA TOLO-TANANA
    Alatsinainy, faha 23 Febroary 2026
  • Fanamarihana ny ANDRON’NY VEHIVAVY 2026
    Talata, faha 17 Febroary 2026
  • FANDAMINANA AMIN’NY EZAKA TOLOTANANA
    Zoma, faha 13 Febroary 2026
  • FANOMPOAM-PIVAVAHANA : 18 Janoary 2026
    Alatsinainy, faha 02 Febroary 2026
  • Fanokafana ny Fambolen-Kazo FJKM – Taona 2026
    Alahady, faha 01 Febroary 2026
  • Foibe FJKM : Hiatrika ny taom-piasana 2026
    Talata, faha 06 Janoary 2026
  • Synodamparitany Vato Fehizoro Ampitandranomasina (37)
    Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.