• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Vaovao farany

  • Vaovao farany

Sekoly / Fisokafan’ny Taom-pianarana 2017-2018.

DEPARTEMANTAN’NY SEKOLY FJKM Misokatra amin’ny fomba ôfisialy ny taom-pianarana 2017-2018 Ny marainan’ny Zoma 19 Janoary 2018 no nanokafana tamin’ny fomba…

Fampianarana, Vaovao farany

Tatitra / Fanokafana ny Taompiasana 2018.

  Tontosa soamatsara  ny Alahady 21 Janoary 2018 , nanomboka  tamin’ny 10 ora sy sasany maraina  teo amin’ny Kianjaben’Imahamasina  ny…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Sambatra sady salama / Ny raritsaina

  AZO TANTANINA NY STRESS ! Ny Stress dia adikan’ ny Malagasy hoe « Raritsaina ». Rehefa misy fanerena (contraintes) mahazo ny vatana,…

Fampianarana, Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Fahasalamana / Momba ny Aretim-po

  …  INONA NO NAHASITRANANA ILAY ARETIM-PO ? Na eo amin’ny thrombose coronaire, na eo amin’ny angine de poitrine, ny mahatonga…

Fampianarana, Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Fanazavana Perikopa Jan 2018

Manapaka amin’ny fahefany ny Tompo.”             Vaovao ny taona ka tsy aritra ny tsy hifampirary soa. Hotovin’ny Tsitoha ho anao…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fdl sy Ftspk/ Ny Raharaha sarotra (tohiny)

Ny hamisavisana ny ratsy hono, hiavian’ny soa, hoy ny tenin’ny Ntaolo. Koa ity taona vaovao ity anie, ho taona lavitry…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fisotroandronono/ RABEARISOA Hermann

Atoa RABEARISOA Hermann 20 taona niasana teo anivon’ny Fitantanana Fananana ( FIFA) FOIBE FJKM Nandritra ny 20 taona ( 1998 – 2018 )…

Asa, Vaovao farany

Fandalinampinoana /« Aza manahy… »

Fanahiana , ahoana  ny amin’izany ? Manomboka ny taona vaovao. Fotoana fibanjinana ny hoavy izany ho an’ny ankamaroan’ny olona. Dia…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany

Vavaka ho an’ny traboina

   FANASANA   sy  ANTSO  Ho fiombonana amin’ireo mpiray tanindrazana amintsika tratry ny voina noho ny rivodoza AVA sy ny tondra-drano  dia …

Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Mofonaina Janoary 2018.

Manapaka  amin’ny fahefany ny Tompo 01 Gen 28.10-17 02 Mar 4.35-41 03 Apo 11.15-19 04 Sal 24.1-10 05 Efes 1.15-23…

Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 72
  • 73
  • 74
  • 75
  • 76
  • …
  • 97
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
  • EZAKA TOLO-TANANA
    Alatsinainy, faha 23 Febroary 2026
  • Fanamarihana ny ANDRON’NY VEHIVAVY 2026
    Talata, faha 17 Febroary 2026
  • FANDAMINANA AMIN’NY EZAKA TOLOTANANA
    Zoma, faha 13 Febroary 2026
  • FANOMPOAM-PIVAVAHANA : 18 Janoary 2026
    Alatsinainy, faha 02 Febroary 2026
  • Fanokafana ny Fambolen-Kazo FJKM – Taona 2026
    Alahady, faha 01 Febroary 2026
  • Foibe FJKM : Hiatrika ny taom-piasana 2026
    Talata, faha 06 Janoary 2026
  • Synodamparitany Vato Fehizoro Ampitandranomasina (37)
    Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.