• «MAHEFA BE MANDRAKARIVA AMIN'NY ASAN'NY TOMPO.» 1 Kor. 15, 58b
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Sampana & Sampan’asa
    • Sampana
    • Sampan’asa
    • Asa
  • Synodamparitany
    • Adiresy Samihafa
    • Vaovao Farany
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Vaovao farany

  • Vaovao farany

SETELA FJKM / 25 Taona

MANOMANA NY IVON’NY FANKALAZANA NY FAHA-25 TAONANY Mankalaza ny faha 25 taona niorenany ny Sehatra Teolojika ho an’ny Laika amin’ity…

Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Fanazavana Perikopa Aogositra 2018

Mitsangana hanohitra ny herisetra Hitsingerina amin’io volana aogositra ho avy io ny tsingerintaona nanambarana ny fiorenan’ny FJKM. Jobily lehibe ho…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany

Fandalinam-pinoana / Ady amin’ny fahantrana

PROGRAMA HIADIANA AMIN’NY FAHANTRANA  ARAKA NY DEOTORONOMIA Hiditra ao amin’ny tany nampanantenaina ny Zanak’Israely, dia nomen’Andriamanitra azy izay fomba fiainana…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany

SAF FJKM / Fiangonana mirotsaka

  FANDAHARANA  ASA FIANGONANA MIROTSAKA ZAVA-MISY Madagasikara dia voasokajy foana ho anisan’ireo firenena mahantra eran-tany. Mahazo vahana eo amin’ny fiainan’ny…

Asa, Vaovao farany

SP 10 / FJKM Ambohimamory Malala Orimbato

            Miatrika tanteraka  ny  FAHA 150 TAONANY Tanteraka ny Alahady 15 jolay 2018 lasa teo ny ezaka…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Vakiteny isananandro , volana Aogositra 2018.

Mitsangana hanohitra ny herisetra  Volana Aogositra 2018 01 Eks 2.11-17 02 Jak 4.1-10 03 Est 7.1-7 04 Lio 23.13-25 05…

Sampana, Vaovao farany

FJKM 50T / Toamasina 2018.

KOMITY JOBILY FAHA 50 TAONAN’NY FJKM SY FAHA 200 TAONA NIDIRAN’NY MISIONA LMS « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika »…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Famoahana Mpiasa vaovao 2018.

« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika « (2 Tim 1.8a) FANASANA « Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana ianao... » Apo 2.10 VAVOLOMBELONA MAHATOKY…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

FJKM Ambohimamory Malala Orimbato / 150T

MIATRIKA NY FAHA 150 TAONA, MIZOTRA NY ASA “ ………Indro, havaoziko ny zavatra rehetra.” Apokalypsy 21 /5 Isaorana  an’Andriamanitra fa…

Fiainan'ny fiangonana, Tantara sy Arsiva, Vaovao farany

Fanazavana perikopa Jolay 2018.

Sahia mitory ny fahamarinana Ny Perikopan’ny Testamenta Vaovao izay voarakitra ho amin’ity volana Jolay ity no horaisintsika mba hamoahana ny…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 62
  • 63
  • 64
  • 65
  • 66
  • …
  • 96
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Synodamparitany Vato Fehizoro Ampitandranomasina (37)
    Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Alahady, faha 12 Oktobra 2025
  • FANDAHARANA IOMBONANA SAFIF FJKM
    Alarobia, faha 01 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Asabotsy, faha 27 Septambra 2025
  • TOLOTRASA SEKRETERA JENERALY FJKM
    Alahady, faha 14 Septambra 2025
  • Filohan’ny FJKM faha-VI : ANDRIAMAMPIANINA Zaka Hary Masy, Mpitandrina
    Alarobia, faha 20 Aogositra 2025
  • HAFATRA NOHO NY FAHA 57 TAONAN’NY FJKM
    Alatsinainy, faha 18 Aogositra 2025
  • Ento am-bavaka SYNODA LEHIBE
    Alakamisy, faha 10 Jolay 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2025. Tous droits réservés.