• «MAHEFA BE MANDRAKARIVA AMIN'NY ASAN'NY TOMPO.» 1 Kor. 15, 58b
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Sampana & Sampan’asa
    • Sampana
    • Sampan’asa
    • Asa
  • Synodamparitany
    • Adiresy Samihafa
    • Vaovao Farany
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Vaovao farany

  • Vaovao farany

Ny Fanomanana ho Diakona

Madiva hifarana ny taom-piasan’ireo tomponandraikitra rehetra any anivon’ny Fitandremana, satria ny taona alohan’ny Synoda lehibe no amaranany ny asany, izay…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Fanazavana Perikopa Sept 2018.

Sahia manohitra ny kolikoly Vita soa aman-tsara iny ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny Jobily roa sosona, fa manohy ny fiatrehana…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Tatitra sy fijery : 50T /200T .

Fiaingana vaovao . Dia vita soa aman-tsara ny fankalazana an’Andriamanitra, tamin’ny Ivon’ny Taon-Jobily roa sosona teo amin’ny FJKM. Nanokatra fiaingana…

Fiainan'ny fiangonana, Ny FJKM, Soratana ho soratra ny FJKM, Tantara sy Arsiva, Vaovao farany

SFL / Fifaninanana Hira faneva 40T

FAHA 40 TAONAN’NY SFL (1979 – 2019) ANTSO FIFANINANANA HIRA FANEVA Ry Havana, ho aminareo anie ny fiadanan’I Jesoa Kristy…

Sampana, Sampana, Vaovao farany

FISAORANA

FISAORANA  « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika  » 2 Tim 1.8a -Ny  Mpiandraikitra FOIBE -Ny Filohan’ny BMF / FJKM -Ny Biraon’ny…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

SAFIF / Morondava 2018.

FIHAONAM-BE SAFIF 2018 MONONDAVA Ny Komity mpanomana ny Fihaonambe SAFIF ny 10-11-12-13-14 Septambra 2018 aty Morondava dia manentana antsika SAFIF…

Sampana, Vaovao farany

Alahadin’ny Aumônerie / FANASANA

             Ry havana , Ampitomboina ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.…

Asa, Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Alahadin’ny AUMÖNERIE FOIBE 2018.

Fandaharana iombonana  Alahadin’ny AUMONERIE FOIBE  19 Aogositra 2018. Hira faneva 50 TAONA  1-Fiarahabana Apostolika :Efesiana 1.2 2-Fisaorana sy  fiderana an’…

Asa, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Alahadin’ny KFTM 2018.

  KOMITY FANORENANA NY TSANGAMBATON’NY MARITIORA “Ianareo no vavolombeloko, hoy Jehovah, sady mpanompoko izay efa nofidiako…” (Isa.43/10a) ALAHADIN’NY MARITIORA Alahady…

Asa, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

SAMPATI / Andro niorenana

Aoka hirehitra ny jironareo » Lio.12, 35 Hotsarovantsika SAMPATI FJKM isan-taona ny ANDRO NIORENANA, koa amin’ity taona 2018 ity dia any…

Sampana, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 61
  • 62
  • 63
  • 64
  • 65
  • …
  • 96
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Synodamparitany Vato Fehizoro Ampitandranomasina (37)
    Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Alahady, faha 12 Oktobra 2025
  • FANDAHARANA IOMBONANA SAFIF FJKM
    Alarobia, faha 01 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Asabotsy, faha 27 Septambra 2025
  • TOLOTRASA SEKRETERA JENERALY FJKM
    Alahady, faha 14 Septambra 2025
  • Filohan’ny FJKM faha-VI : ANDRIAMAMPIANINA Zaka Hary Masy, Mpitandrina
    Alarobia, faha 20 Aogositra 2025
  • HAFATRA NOHO NY FAHA 57 TAONAN’NY FJKM
    Alatsinainy, faha 18 Aogositra 2025
  • Ento am-bavaka SYNODA LEHIBE
    Alakamisy, faha 10 Jolay 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2025. Tous droits réservés.