• «MAHEFA BE MANDRAKARIVA AMIN'NY ASAN'NY TOMPO.» 1 Kor. 15, 58b
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Sampana & Sampan’asa
    • Sampana
    • Sampan’asa
    • Asa
  • Synodamparitany
    • Adiresy Samihafa
    • Vaovao Farany
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Vaovao farany

  • Vaovao farany

Trano Fiangonana FJKM.

Ny Fanorenana trano Fiangonana             Iray amin’ireo teny fandrisika iainan’ny FJKM efa ho taona maromaro izao ny hoe: “Vontosy Filazantsara…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Fisaorana ampitaina

ANDRIAMAMPIANINA Zaka H. M, Mpitandrina, BMF Misaotra ny Tompo izahay fa novonjeny tao anatin’ny aretina mafy. Notanterahiny ny teniny, manasitrana…

Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Alahadin’ny S.A AFF 2019

SAMPANASA ASA FITORIANA NY FILAZANTSARA Fiangonana ho an’ny isan-tanana Filazantsara ho an’ny isam-batan’olona ALAHADIN’NY AFF 8 Septambra 2019 Fandaharana iombonana…

Sampan'asa, Sampana, Vaovao farany

SFLaika / 40 Taona

FANASANA

Sampana, Vaovao farany

Al’ny Aumônerie Foibe 2019.

Fandaharana iombonana « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika  » 2 Tim 8a « Araka izay efa nataonareo tamin’ny anankiray amin’ireto…

Asa, Vaovao farany

Orphelinat/Akany Fialofana

Fitaizana zaza kamboty AKANY FIALOFANA TANGAINA Mankalaza ny faha-60 taona nijoroany « … ary ny zanany hahazo fialofana »Ohabolana14 : 26b. Izany no…

Asa, Vaovao farany

Ny Synoda Lehibe

Tsara ho fantatra mahakasika ny Synoda lehibe             Amin’ny taona 2020, ny volana Aogositra, 12 ka hatramin’ny faha 19 no…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Jobily volafotsy/M.Rivo mivady

FANASANA « Izany Andriamanitra izany no fiarovana mafy ho ahy . Mitondra ny marina aminn’y làlany Izy » (2 Sam 22.23) -Ny…

Vaovao farany

VMM Stuttgart/Lahateny

Lohahevitra: « Ny Tanora Kristiana aty andafy »

Fiainan'ny fiangonana, Sampana, Synodamparitany, Vaovao farany

ANDRIANAIVORAVELONA J.

JOSEFA ANDRIANAIVORAVELONA ( 1835-1897) Teraka tao Ambohitromby tamin’ny 1 Janoary 1835 izy, zanak’Andrianavalona sy Razafimalala. Taizan’ny kristiana, namaky Soratra Masina sy…

Fiainan'ny kristiana, Tantara sy Arsiva, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 46
  • 47
  • 48
  • 49
  • 50
  • …
  • 96
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Synodamparitany Vato Fehizoro Ampitandranomasina (37)
    Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Alahady, faha 12 Oktobra 2025
  • FANDAHARANA IOMBONANA SAFIF FJKM
    Alarobia, faha 01 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Asabotsy, faha 27 Septambra 2025
  • TOLOTRASA SEKRETERA JENERALY FJKM
    Alahady, faha 14 Septambra 2025
  • Filohan’ny FJKM faha-VI : ANDRIAMAMPIANINA Zaka Hary Masy, Mpitandrina
    Alarobia, faha 20 Aogositra 2025
  • HAFATRA NOHO NY FAHA 57 TAONAN’NY FJKM
    Alatsinainy, faha 18 Aogositra 2025
  • Ento am-bavaka SYNODA LEHIBE
    Alakamisy, faha 10 Jolay 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2025. Tous droits réservés.