Ny doany Andriambodilova!

Ny Fivavahana Kristiana sy ny doany Andriambodilova 7-8-9 SEPTEMBRE 1929 TANTARA tsy fanadino ! Tamin’ny taona 1929 nisy fikasan-dRamiaramanana, lehiben’ny…

Birao Synoda Lehibe XIX

Anaran’ireo BIRAON’NY SYNODA Filoha : RABEVITA Saina, Mpitandrina Filoha Mpanampy- Mpitandrina : RAZAFIARISOA Juliette, Mpitandrina Filoha Mpanampy Laika : RAZARASOA Timoty Mpitantsoratra Mpitandrina :…

SL XIX/Antom-bavaka

Fitondrana amim-bavaka ireo zavatra hatao anio Talata 10 Aogositra 2021.1- ny fahatongavan’ny mpamonjy Synoda lehibe rehetra.2-ny fandraisam-bahiny: mba hilamina araka…