• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Vaovao Farany

  • Synodamparitany
  • Vaovao Farany

AFIFAB / 20 T. Radio Fahazavana

FISAORANA  Isaorana ny Tompo fa tontosa soa aman-tsara ny Fanompoam-pivavahana fisaorana sy fiderana an’ Andriamanitra noho ny Ivon’ ny fankalazana…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Alahadin’ny FFP 2017 .

Fandaharana iombonana  Sampanasa Fikarohana sy Fandalinampinoana  Alahady 24 Septambra 2017  Feonjavamaneno Fiarahabana Apostolika Fiantsoana sy fiderana ny Anaran’ny Tompo 

Sampan'asa, Vaovao farany

Fandalinampinoana / Silamo

TSY AZO AMPINDRAMINA HO AN’ NY FIVAVAHANA HAFA NY TRANO FIANGONANA Teo amin’ny lahatsoratra hafa, dia nanolotra ireo antony avy…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

SP 10 / Fitokanana Sekoly FJKM.

  Lycée Lovanavela Ambodihady Vaovao  Sekoly mijoalajoala, tsy manan-tsahala efa be mpahalala, manara-penitra no notokanana ny Alahady 10 septambra 2017…

Fampianarana, Vaovao farany

SP 11 / FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy

  Fifaninanana Hira Faneva sy Logo faha-150 taona Noho ny fankalazana ny faha-150 taona ny FJKM Tranovato Rasalama Martiora Ambohipotsy(…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fanazavana perikopa / Sept 2017

Aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompo Ao amin’ny Testamenta Taloha, ny fihetseham-po ao anaty, vokatry ny toe-javatra iray izay hetsehin’ny…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany

MANJO / Sampana Fivondronana Laika

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay ANDRIANTSOA Yves Michel Loholona Tonian’ny…

Sampana, Vaovao farany

Nodimandry ny Misionera Jean RAMONI.

Nodimandry teo amin’ny faha 79 taonany, tamin’ny 24 Jolay 2017 Atoa Jean Ramoni, Mpitandrina, izay Misioneran’ny Mission Protestante Française (MPF)…

arsiva, Vaovao farany

Vehivavy Mpitandrina FJKM / Mpitarika mahomby.

FIOFANANA Fampahefana ny vehivavy Mpitandrina  Prix Sylvia Michel  14-17 Septambra 2017  Tabita Ampandrana   Alakamisy 14 Septambra 2017 –Ny vehivavy…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Sekoly FJKM / Fitokanana Fotodrafitrasa

 LOVANAVELA  AMBODIHADY  VAOVAO  (SP 10) FANASANA  Asaina isika mpianakavin’ny finoana , indrindra ny Fianakaviamben’ny Sekoly FJKM  ho tonga  amin’ny Fanompoampivavahana…

Fampianarana, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 82
  • 83
  • 84
  • 85
  • 86
  • …
  • 97
Sokajy
  • Synodamparitany (1148)
    • Adiresy Samihafa (47)
    • Vaovao farany (963)
  • Jereo koa
  • EZAKA TOLO-TANANA
    Alatsinainy, faha 23 Febroary 2026
  • Fanamarihana ny ANDRON’NY VEHIVAVY 2026
    Talata, faha 17 Febroary 2026
  • FANDAMINANA AMIN’NY EZAKA TOLOTANANA
    Zoma, faha 13 Febroary 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.